# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Davida mpanjaka dia manohy miresaka ho an'i Solomona anisan'iray hahalasa mpanjaka an'i Soloma. # ka hiditra sy hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako izy Ny teny "mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana" dia nampiasaina ho sarin-teny amin'ny maha mpanjaka. # Ho tanteraka anie izany! Manaiky izy ireo ary anao izay lazain'i Davida mpanjaka. # Ho hamafisin'Yaveh, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko, anie izany. Benaia dia miresaka amin'i Davida mpanjaka toy izay firesahany tamin'ny olon-kafa hanehoana fa izy dia manaja an'i Davida mpanjaka. D.H: "Ry tompoko sy mpanjakako, hanamafy anie Yaveh Andriamanitrao" # ny nombàn'i Yaveh mpanjaka tompoko anie, Benaia dia miresaka amin'i Davida mpanjaka toy izay firesahany tamin'ny olon-kafa hanehoana fa izy dia manaja an'i Davida mpanjaka. D.H: "homba anao anie, ny mpanjaka tompoko" # hataony lehibe noho ny seza fiandrianan'i Davida mpanjaka tompoko Ny teny "seza fiandrianana" dia sarin-teny iray na 1) ny olona izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. D.H: "manao ny iray lehibe izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana mihoatra an'i Davida mpanjaka tompoko" na 2) fanjakana eo amin'ireo izay mipetraka eo amin'ny fitsipikin'ny seza fiandrianana. D.H: "manao ny fanjakana lehibe mihoatra ny fanjakan'i Davida mpanjaka tompoko" # ny seza fiandrianan'i Davida mpanjaka tompoko Benaia dia miresaka amin'i Davida mpanjaka toy izay firesahany tamin'ny olon-kafa hanehoana fa izy dia manaja an'i Davida mpanjaka. D.H: "ny seza fiandriananao, ry Davida mpanjaka tompoko."