plt_tn/1co/15/50.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Paoly dia maniry azy ireo ho tonga saina fa misy ireo mpino sasany dia tsy ho faty ara-batana fa mbola hitsangana amin'ny maty amin'ny alalan'ny fandresen'i Kristy.
# fa ny nofo aman-drà dia tsy afaka ny handova ny fanjakan'Andriamanitra. Na izay mety simba handova izay tsy mety simba
Ireo mety ho dikany: 1) ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy hevitra. DH: "ireo olombelona izay ho faty tokoa dia tsy handova ny fanjakan'Andriamanitra maharitra" na 2) ny fehezanteny faharoa dia mamarana ny hevitr'ilay voalohany. DH: "ireo olombelona malemy dia tsy afaka ny handova ny fanjakan'Andriamanitra. Na ireo izay tena maty dia tsy handova ny fanjakana izay haharitra mandrakizay"
# nofo aman-drà
Ireo monina ao amin'ny vatana izay voaheloka ho faty.
# handova
Handray ny fampanantenana nomen'Andriamanitra an'ireo mpino toy ny hoe mandova fananana sy harena amin'ny olona tsirairay ao amin'ny fianakaviana.
# mety simba ... tsy mety simba
"mety lo ... tsy mety lo." Jereo ny fomba nandikana ireo teny ireo ao amin'ny15:42.
# fa hovaina avokoa isika rehetra
DH: "Andriamanitra hanova antsika rehetra"