plt_tn/1co/15/29.md

12 lines
591 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Na koa inona no ilaina ireo izay vita batisa ho an'ny maty?
Tian'i Paoly hahafantatra ireo Korintiana na dia tsy misy azy miteny azy ireo aza. DH: "Raha tsy izany dia ho tsy misy dikany ho an'ireo Kristiana ny fandraisana ny batisa ho an'ny maty."
# nahoana izy ireo no natao batisa ho an'izy ireo?
Tian'i Paoly hahafantatra ireo Korintiana na dia tsy misy azy miteny azy ireo aza. DH: "tsy misy antony ho azy ireo ny fandraisana ny batisa ho an'ny olona maty."
# Nahoana ary, isika no am-bava loza isan'ora?
DH: "tsy mahazo na inona na inona isika na dia am-bava loza isan'ora aza."