# Na koa inona no ilaina ireo izay vita batisa ho an'ny maty? Tian'i Paoly hahafantatra ireo Korintiana na dia tsy misy azy miteny azy ireo aza. DH: "Raha tsy izany dia ho tsy misy dikany ho an'ireo Kristiana ny fandraisana ny batisa ho an'ny maty." # nahoana izy ireo no natao batisa ho an'izy ireo? Tian'i Paoly hahafantatra ireo Korintiana na dia tsy misy azy miteny azy ireo aza. DH: "tsy misy antony ho azy ireo ny fandraisana ny batisa ho an'ny olona maty." # Nahoana ary, isika no am-bava loza isan'ora? DH: "tsy mahazo na inona na inona isika na dia am-bava loza isan'ora aza."