plt_tn/1co/10/05.md

16 lines
412 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# dia tsy nankasitraka tsara
"tsy faly" na "tezitra"
# ankamaroan'izy ireo
Ireo rain'ny zanak'Israely
# ny fatin'izy ireo dia naparitaka tany
"Naparitak'Andriamanitra teo amin'ny manodidina ny fatin'izy ireo" na "Novonoin'Andriamanitra izy ireo ary naparitany ny fatin'izy ireo"
# tany an'efitra
ilay tany efitra eo anelanelan'ny Egypta sy Israely izay nandalovan'ireo zanak'Israely nandritra ny 40 taona