# dia tsy nankasitraka tsara "tsy faly" na "tezitra" # ankamaroan'izy ireo Ireo rain'ny zanak'Israely # ny fatin'izy ireo dia naparitaka tany "Naparitak'Andriamanitra teo amin'ny manodidina ny fatin'izy ireo" na "Novonoin'Andriamanitra izy ireo ary naparitany ny fatin'izy ireo" # tany an'efitra ilay tany efitra eo anelanelan'ny Egypta sy Israely izay nandalovan'ireo zanak'Israely nandritra ny 40 taona