plt_tn/1co/07/17.md

16 lines
618 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tsirairay
"ny mpino tsirairay"
# Io no fitsipiko ao amin'ny fiangonana rehetra
Mampianatra ireo mpino ao amin'ny fiangonana rehetra i Paoly mba hanao araka izany fomba izany.
# Efa voafora ve ny olona iray rehefa nantsoina mba hino
Mitodika amin'ireo voafora (ireo Jiosy) i Paoly. DH: "ho an'ireo izay voafora, tamin'Andriamanitra niantso anareo mba hino, dia efa voafora ianareo"
# Tsy voafora ve ny olona iray rehefa nantsoina ho amin'ny finoana
Miresaka amin'ireo izay tsy voafora i Paoly eto. DH: "Ho an'ireo izay tsy voafora, tamin'ny niantsoan'Andriamanitra anareo mba hino, dia tsy voafora ianareo"