# ny tsirairay "ny mpino tsirairay" # Io no fitsipiko ao amin'ny fiangonana rehetra Mampianatra ireo mpino ao amin'ny fiangonana rehetra i Paoly mba hanao araka izany fomba izany. # Efa voafora ve ny olona iray rehefa nantsoina mba hino Mitodika amin'ireo voafora (ireo Jiosy) i Paoly. DH: "ho an'ireo izay voafora, tamin'Andriamanitra niantso anareo mba hino, dia efa voafora ianareo" # Tsy voafora ve ny olona iray rehefa nantsoina ho amin'ny finoana Miresaka amin'ireo izay tsy voafora i Paoly eto. DH: "Ho an'ireo izay tsy voafora, tamin'ny niantsoan'Andriamanitra anareo mba hino, dia tsy voafora ianareo"