plt_tn/1co/04/05.md

12 lines
377 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Noho izany aza manonona fitsarana
Satria Andriamanitra no hitsara rehefa tonga Izy, dia tsy tokony hitsara isika.
# hitondra ireo zava-miafin'ny haizina ho amin'ny fahazavana ary hampiseho ny fikasàn'ny fo
Andriamanitra dia hampahafantatra ny eritreritry ny olona sy ny fikasany. Tsy misy na inona na inona hiafina eo anatrehan'Andriamanitra.
# ny fo
"ny fon'ny olona"