# Noho izany aza manonona fitsarana Satria Andriamanitra no hitsara rehefa tonga Izy, dia tsy tokony hitsara isika. # hitondra ireo zava-miafin'ny haizina ho amin'ny fahazavana ary hampiseho ny fikasàn'ny fo Andriamanitra dia hampahafantatra ny eritreritry ny olona sy ny fikasany. Tsy misy na inona na inona hiafina eo anatrehan'Andriamanitra. # ny fo "ny fon'ny olona"