plt_tn/1co/03/03.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# mbola araky ny nofo
mbola manana toetra araka ny faniriana feno ota na fanirian'izao tontolo izao
# tsy miaina araky ny nofo ve ianareo, ary tsy mandeha amin'ny fenitry ny olombelona?
Mibedy ireo Korintiana i Paoly noho ny fitondran-tena feno fahotan'izy ireo. DH: "tokony ho menatra ianareo satria manao toetra araka ny fanirian-dratsinareo ary miaina araka ny fomban'ny olombelona!"
# tsy miaina tahaka ny olombelona ihany ve ianareo?
Paoly dia mibedy ireo Korintiana. DH: "tokony ho menatra ianareo satria miaina tahaka ny fomba fiainan'ny olona izay tsy manana Fiainam-panahy"
# Iza ary Apolosy? Iza Paoly?
Manamafy i Paoly fa tsy loharano nipoiran'ny filazantsara izy sy Apolosy, ka noho izany dia tsy tokony hanaraka azy ireo ny Korintiana. DH: "Diso ny fananganana vondrona mba hanarahana an'i Apolosy na i Paoly!"
# Iza i Paoly
Miresaka ny tenany toy ny hoe miresaka olon-kafa i Paoly. "Iza moa aho?" na DH: "Tsy manan-danja aho!"
# Mpanompo izay tamin'ny alalany no ninoanareo
Paoly ihany no namaly ny fanontaniany tamin'ny filazana fa izy sy Apolosy dia mpanompon'Andriamanitra. DH: "Paoly sy Apolosy dia mpanompon'i Kristy, ary ianareo nino an'i Kristy satria manompo Azy izahay"
# ninoanareo, izay nomen'ny Tompo asa avy
"nino. Izahay dia olona izay nomen'ny Tompo asa fotsiny ihany"