plt_tn/1ch/28/06.md

24 lines
749 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida.
# Hoy Izy tamiko
D.H: "Niteny tamiko Andriamanitra"
# ny tranoko
Ny teny hoe "trano" dia milaza ny tempolin'i Yaveh.
# efa nifidy azy ho zanako Aho, ary ho rainy Aho
Tsy midika izany akory hoe lasa tena zanak'Andriamanitra i Solomona, fa mamaritra ny fifandraisana manokana izay nananan'izy sy Andriamanitra izany. D.H: "Nifidy ny hitondra azy tahaka ny zanaka Aho, ary ho tahaka ny ray ho azy Aho."
# ireo didiko sy lalàko
Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary milaza ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh.
# tahaka anao amin'izao
Ny teny hoe "anao" eto dia ilazana an'i Davida. D.H: "tahaka anao nanolo-tena amin'izao."