# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Mitohy miresaka amin'ireo Israelita i Davida. # Hoy Izy tamiko D.H: "Niteny tamiko Andriamanitra" # ny tranoko Ny teny hoe "trano" dia milaza ny tempolin'i Yaveh. # efa nifidy azy ho zanako Aho, ary ho rainy Aho Tsy midika izany akory hoe lasa tena zanak'Andriamanitra i Solomona, fa mamaritra ny fifandraisana manokana izay nananan'izy sy Andriamanitra izany. D.H: "Nifidy ny hitondra azy tahaka ny zanaka Aho, ary ho tahaka ny ray ho azy Aho." # ireo didiko sy lalàko Ireo andian-teny roa ireo dia midika ifotony zavatra mitovy ary milaza ny zavatra rehetra izay nandidian'i Yaveh. # tahaka anao amin'izao Ny teny hoe "anao" eto dia ilazana an'i Davida. D.H: "tahaka anao nanolo-tena amin'izao."