plt_tn/1ch/18/03.md

32 lines
511 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hadarezera
Izany no anaran'ny lehilahy.
# Zoba
Izany no anaran'ny tanàna.
# kalesy arivo
"kalesy 1 000"
# mpitaingin-tsoavaly fito arivo
Miaramila izay nitaingina soavaly ireo. "Mpiataingin-tsoavaly 7 000"
# mpandeha an-tongotra roa alina
Miaramila izay mandeha an-tongotra ireo. "Mpandeha an-tongotra 20 000"
# Notraingoina
mamela takaitra amin'ny olona na biby amin'ny fanapahana ny hoza-peny ao ambadiky ny feny.
# nanokana
Mitahiry ho amin'ny fampiasana miavaka
# kalesy zato
"kalesy 100"