# Hadarezera Izany no anaran'ny lehilahy. # Zoba Izany no anaran'ny tanĂ na. # kalesy arivo "kalesy 1 000" # mpitaingin-tsoavaly fito arivo Miaramila izay nitaingina soavaly ireo. "Mpiataingin-tsoavaly 7 000" # mpandeha an-tongotra roa alina Miaramila izay mandeha an-tongotra ireo. "Mpandeha an-tongotra 20 000" # Notraingoina mamela takaitra amin'ny olona na biby amin'ny fanapahana ny hoza-peny ao ambadiky ny feny. # nanokana Mitahiry ho amin'ny fampiasana miavaka # kalesy zato "kalesy 100"