plt_tn/1ch/14/01.md

20 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hirama
Izany dia anaram-panjaka.
# mpandrafitra
Ireo dia olona izay manao zavatra vita amin'ny hazo ny asany.
# mpanao trano
Ireo dia olona izay manao zavatra amin'ny vato sy biriky ny asany.
# nametraka azy ho
DH: "nanao azy"
# ny fanjakany dia nasandratra ambony nohon'ny amin' Israely olony
DH: "Nanome voninahitra ny fanjakan'i Davida i Yaveh mba hanampy ny vahoakan'i Israely"