# Hirama Izany dia anaram-panjaka. # mpandrafitra Ireo dia olona izay manao zavatra vita amin'ny hazo ny asany. # mpanao trano Ireo dia olona izay manao zavatra amin'ny vato sy biriky ny asany. # nametraka azy ho DH: "nanao azy" # ny fanjakany dia nasandratra ambony nohon'ny amin' Israely olony DH: "Nanome voninahitra ny fanjakan'i Davida i Yaveh mba hanampy ny vahoakan'i Israely"