auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:16:22 -05:00 committed by root
parent 349945d5fe
commit 2c5898c145
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Iao, da nità andreo tamin'gne agnaranao, izay nomenao Anah. Niaro andreo Iao, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezà avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Iao, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, mitovy Ahy tsy an'iza tontolo izao.
\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Iao, da nità andreo tamin'gne agnaranao, izay nomenao Anah. Niaro andreo Iao, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezà avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Iao, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, mitovy aminah tsy an'izao tontolo izao.