From 2c5898c1459d586b9b4f16b610b5715ae8ead415 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD134 <> Date: Tue, 3 Mar 2020 02:16:22 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 17/12.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/17/12.txt b/17/12.txt index 5826ad9..52fefd1 100644 --- a/17/12.txt +++ b/17/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Iao, da nità andreo tamin'gne agnaranao, izay nomenao Anah. Niaro andreo Iao, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezà avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Iao, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, mitovy Ahy tsy an'iza tontolo izao. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Iao, da nità andreo tamin'gne agnaranao, izay nomenao Anah. Niaro andreo Iao, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezà avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Iao, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, mitovy aminah tsy an'izao tontolo izao. \ No newline at end of file