auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-03-03 02:09:57 -05:00 committed by root
parent ccbb875e0a
commit 349945d5fe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Iao, da nitagna andreo tamin'gne anaranao, izay nomenao Ahy.Niaro andreoAho, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezana ihany,mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Aho, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Aho mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, taky Ahy tsy an'iza tontolo izao.
\v 12 \v 13 \v 14 Raha mbola teo amindreo Iao, da nità andreo tamin'gne agnaranao, izay nomenao Anah. Niaro andreo Iao, ary tsy nisy very na da raiky aza, afa-tsy gne zanaky gne fahaverezà avao, mba ho tanteraky gne Soratra Masina. Ary ho agny aminao Iao, fa mizàka ireo zavatry ireo amin'izao tontolo izao Iao mba hahatanteraky gne hafaliako ao amindreo. Efa nomeko andreo gne zàkanao, ary tsy nitiavin'izao tontolo izao indreo satria tsy avy amin'izao tontolo izao, mitovy Ahy tsy an'iza tontolo izao.