auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 01:37:38 -05:00 committed by root
parent be00594548
commit 2c417ece3c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nanao sakafo ho Azy indreo, ary Marta gne nandroso sakafo andreo, fa Lazarosy koa da anisan'ireo niara-nipetraka tamin'i Jesosy teo amè latabatra. Avy eo Maria nangala menaka manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotra gne tongogny tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano.
\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nagnano sakafo ho Anazy indreo, ary Marta gne nandroso andreo, fa Lazarosy kosa da anisan'ireo niara-nidoboky tamin'i Jesosy teo amè latabatry. Avy eo Maria nangala menaky manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotry gne tombony tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano.