diff --git a/12/01.txt b/12/01.txt index d391ebb..c1ef71e 100644 --- a/12/01.txt +++ b/12/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nanao sakafo ho Azy indreo, ary Marta gne nandroso sakafo andreo, fa Lazarosy koa da anisan'ireo niara-nipetraka tamin'i Jesosy teo amè latabatra. Avy eo Maria nangala menaka manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotra gne tongogny tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano. \ No newline at end of file +\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nagnano sakafo ho Anazy indreo, ary Marta gne nandroso andreo, fa Lazarosy kosa da anisan'ireo niara-nidoboky tamin'i Jesosy teo amè latabatry. Avy eo Maria nangala menaky manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotry gne tombony tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano. \ No newline at end of file