auto save

This commit is contained in:
MAD134 2020-02-12 01:37:38 -05:00 committed by root
parent 558bbcf074
commit be00594548
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izaynitoeran'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nanao sakafo ho Azy indreo, ary Marta gne nandroso sakafo andreo, fa Lazarosy koa da anisan'ireo niara-nipetraka tamin'i Jesosy teo amè latabatra. Avy eo Maria nangala menaka manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotra gne tongogny tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano.
\v 1 \v 2 \v 3 Enin'andro mialohan'gne Paska, da tonga tao Betania Jesosy, izay nidoboan'i Lazarosy, ilay efa natsangan'i Jesosy tamè maty. Ka nanao sakafo ho Azy indreo, ary Marta gne nandroso sakafo andreo, fa Lazarosy koa da anisan'ireo niara-nipetraka tamin'i Jesosy teo amè latabatra. Avy eo Maria nangala menaka manitra raiky litatra izay vita tamè narda sarobidy, ka nagnosotra gne tongogny tamè volon-dohany. Feno gne hanitr'ilay menaka gne trano.