Wed May 13 2020 10:54:02 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-05-13 10:54:02 +03:00
commit cf2760656c
197 changed files with 403 additions and 2 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Paoly, natsovan'i Jesosy Kristy mbo ho Apostoly none sitrapon'Andriamanitra, sy Sostena rahalahiny,\v 2 ho ane fengonan'Andriamanitra ao Korinto, ho an'ireo zay nohamasinigny taoamin'i Kristy Jesosy. izay nangihagny ho olo Masina. Manoratry anareo aby izay mangaiky gnagnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika ame toeragny aby avakoa iahy, gne Tompondreo da gnatsika. \v 3 Da ho aminareo gne fasohavagny ame fiadanagny avy amin'Andriamanitra abatsika sy Jesosy Kristy Tompo.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Iaho da tsy valaky gne magnome fisaoragny an'Andriamanitra ho anareo none fasohavan'Andriamanitra izay nomen'i Jesosy Kristy anareo.\v 5 Naniny nanakarena ame fomba agnaby anareo, tame fizakagny aby sy gne fafataragny agnaby, \v 6 raha vomariky teo aminareo fa marigny gne fagnambaran'i Kristy.

1
01/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Noho izany anareo da tsy halahelo fagnomezam-pasohavagny eo ampandignasanaeo gne fagnambaragny an'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 8 Izy avakoa da magnampetraky anareo hatrame farany, datsy hanagny tsigny anareo ame andron'i Jesosy Kristy Tompontsika. \v 9 Matoky Andriamanitra, izay nangaiky anareo ho ame feragny ame zanany lahy, Jesosy Kristy Tompontsika.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Amizao da mandrisiky anareo iaho, ry rahalahy, ame agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaranareo agnaby,da tsy hisy fisaragny eo aminaro. Da mandrisiky iaho mba hitambatry ame saigny mitovy sy gne tanjogny raiky mitovy avakoa anareo. \v 11 Fa efa nizakagny mazava tamina, ry rahalahy,tame alalan'ny vahokan'i Kloe fa misy fitongilagnagny eo aminareo.

1
01/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Nge tiako zakagny da izao: nge tsiraikiraiky aminareo da samby magnano hoe:" Iaho miaraky amin'i Poaly" na "Iaho miaraky amin'i Apolosy " na "Iaho miaraky amin'i Kefasy" na"iaho miaraky amin'i Kristy." \v 13 Da vozarazara zany i Kristy? I Paoly zany gne nofantsigny ho anareo? Tame gnagnaran'i Poaly tokotry gne nagnamboharagny batisa anareo?

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Da misaotry an'Andriamanitra iaho fa tsy nisy naniko batisa anareo, afa tsy Krispo sy Gaio. \v 15 Izany da tsy hafahan'iza na iza mizaka hoe tame gnaagnarako gne nagnamboharagny batisa anreo. \v 16 ( Iaho avakoa da nagnano batisa gne fihanakavihany Stefanasy. Gnakotranizany, da tsy fantako raha avy nagnano batisa olo hafa iaho.)

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa i Kristy da tsy nagniraky anaha mba hampagnano batisa fa hambara gne filazantbsara. Izy da tsy nandefa anaha hitory ame fahendren'gne olombelogny, mba tsy hamono gne heriny hazofijalian'i Kristy.

1
01/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Gnafatry momba gne hazo fijaliagny da fagnamolagny amin'ireo ho faty. Da mireo zay ho vonjen'Andriamanitra kosa,da herin'Andriamanitra izany. \v 19 Fa vodika hoe:" Ho potehiko gne fahendrene gne hendry. Ho aniko tsy misy gne fahalala gne mahay.

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Aia gne olo-kendry? aia gne manam-pahezagny? aia gne mpiady hevitry an'izao tontolo izao? Korisy tys navadik'Andriamanitra fo famolagny tokotry gne fahendren'izao tontolo izao? \v 21 Satria da tsy nalala an'Andriamanitra izao tontolo izao tao ame fahendregny, da sitrak'andriamanitra gne hamonjy ireo mino ame alalane gne fahadalany gne fitoriagny.

1
01/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa gne Jiosy da mangataky famataragny mahagaga da gne Grika mitady gne fahendregny.\v 23 Fa iahy magnambara an'i Kristy voafantsiky, izay vato mandogny ho ane Jiosy ary da fagnabaribaragny ho ane Grika.

1
01/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Fo ho an'ireo nantsoin'Andriamanitra, ireo Jiosy sy gne Grika, da mitory an'i Kristy mitovy ame hery sy gne fehendren'Andriamanitra iahy.\v 25 Fa gne fahamolan'Andriamanitrva da hery noho gne olo, ary gne fahalemen'Andriamanitra da matanjaky noho gne olo.

1
01/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Diniho gne fagnatsovagny anareo, rahalahy. Tsy maro taminareo gne hendry raha gne maha olombelogny. Tsy maro taminareo gne nahery. Tsy maro taminareo gne ambony firazagnagny. \v 27 Fa Andriamanitra da nisafidy anireo zavatry adalan'izao tontolo izao mba hampahemegnatry gne hendry. Andriamanitra da nisafidy izay maleny eo amin'izao tontolo izao mba hamegnatry gne matanjaky.

1
01/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Andriamanitra da nisafidy izay ambany sy hamavoina eto amin'izao tontolo izao. Na izany aza da nifidy ireo zavatry nodinihagny ho tsinotsinogny, mba hatonga tsinotsinogny ireo zavatry anigny ho manan-danja. \v 29 Naniny izany mba tsy hisy hanagny antony hirehareha eo anatrehany.

1
01/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Nohon'ny nataon'Andriamanitra, ankehitriny anareo da ao amin'i Kristy Jesosy, izay lasa fahendrena ho antsika avy amin'Andriamanitra. Izay da lasa fahamarinantsika, fahamasinantsika ary fahafahatsika.\v 31 Vokatr'izany, araka gne vozakane Soratra Masina hoe:" Aoka izay mirehareha, hirehareha ao amin'ny Tompo."

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1Korintiana toko 1

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Raha mandeha aminareo iaho,ry rahalahy, da tsy avy niaraky tamin'ny lahateny na fahendregny raha nagnabara gne misitery momban'Andriamanitra.[ Fagnamarinagny: Gne dikateny hafa da mivaky toy izao hoe:"Ra nagnambara gne fijorohany gne vavolombolona momban'Andriamanitra aho."] \v 2 Fa gne fanapa-kevitry tsy hahalala na ino na ino iaho rehefa teo aminareo, afa tsy Jesosy Kristy, sy izy vôfantsiky.

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ary niaraky taminareo iaho teo amin'ny fahalemegny, sy teo ame tahotry, ary teo ame fangitakitagny zakabe. \v 4 Ary gne hafatro sy gne fagnambarako da tsy tame zaka fandresen-dahatry gne fahendregny.Fa kosa, ireo da tame fanehoan'ny Fanahy sy hery,\v 5 mba tsy ho ao ame fahendren'ny gnolombelogny gne finonareo, fa ao ame herin'Andriamanitra.

1
02/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ankehitriny da miresaky fahendregny amireo matotry isika, fa tsy gne fahendren'izao tontolo izao, na ireo mpanapak'izao vaninandro izao, izay mandalo ihany. \v 7 Fa kosa, milaza gne fahendren'Andriamanitra ame fahamarinagny miafina isika, ilay fahendregny mifiny izay notendren'Andriamanitra mialoha ireo vaninandro rehetra ho voninahintsika.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Tsy nisy taminareo mpanapak'izao andro izao no nahafantatry io fahendrena io, fa raha natakatry izany indreo tamin'izany fotoagny izany, da tsy ho fantsin-dreo ilay Tompon'ny voninahitra. \v 9 Fa araky izay voasoratry hoe:" gne zavatry izay tsy nisy nahita, tsy nisy gne sofy nandre, tsy nisy eritreritry, ireo zavatry izay nomen'Andriamanitra ho anireo tia azy."

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ireo gne zavatry nasechon'Andriamanitra taminay tamin'ny alalan'ny Fagnahy. F a gne Fagnahy da mitady gne zavatry rehetra, na da ireo zavatry lalin'Andriamanitra aza.\v 11 Fa izane mahafantatry gne fisainan'ny olo iray afa tsy gne fanahin'olo ao aminy? Araka izany koa, tsy misy mahafantatry ireo zavatry lalin'Andriamanitry afa tsy ny Fanahin'Andriamanitra.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa tsy nandray gne fagnahin'izao tontolo izao isika, fa gne Fanahy izay avy amin'Andriamanitra, mba hafahatsika malala ireo zavatry omeny antsiky maimaimpoana avy amin'Andriamanitra. \v 13 Mizaka gne momba anireo zavatry ireo ame teny izaytsy fantatry Fahendren'ny olombelogny ampianariny izahay, fa izay ampenariny Fanahy anay. Gne Fanahy no mandika gne teny ara-panahy miaraky ame fahendregny ara-panahy.

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Gne olo izay ts ara-panahy da tsy mandray ireo zavatry izay ane Fanahin'Andriamanitra, satria fahadalagny aminy ireny. Tsy afa-mahalala an'ireny izy satria famataram-panahy ireny. \v 15 Izay ara-panahy da mitsara gnr zavatry rehetra, fa tsy iharan'ny fitsaragny hafa izy. \v 16 "Fa iza no afa-mahalala gne fisainan'ny Tompo, no ho afaka hampianatra Azy?" Fa iahy da managny gne fisainan'i Kristy.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Korintiana toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary iaho,ry rahalahy, da tsy afaky nizaka taminareo mitovy ame gnolana izay ara-panahy, fa kosa mitovy ame gnolana ara-nofo, mitovy ame zazakidy ao amin'i Kristy. \v 2 Nofahanako ronono anareo, fa tsy fokany,satria tsy vonogny tamizany anareo ,ndre amizao aza da tsy mbola vonogny amizany anareo.

1
03/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Satria anareo mbola araky gne nofo. Fa ndre aiza misy fahasarotam-piaro sy fifamaligny eo aminareo,da tsy mivelogny araky gne nofo ve anareo, ary da tsy mandeha ame tokony ho izy gne olombelona? \v 4 Fa rehefa raiky mizaka hoe:" Iaho magnaraky an'i Paoly" ary gne raiky mizaka hoe "iaho magnaraky an'i Apolosy," da mivelogny motovy ame olombelogny avao ve anao? \v 5 Ia ary i Apolosy? Ia i Paoly ? Mpanompo izay tamin'ny alalan'ny no ninoanareo, izay nomen'ny Tompo asa avy.

1
03/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Iaho gne namboly,Apolosy gne nanondraky, fa Andriamanitra gne nampitombo. \v 7 Ka noho izany,ndre ia mamboly, ndre ia manondraky da tsy misy dikany. Fa Andriamanitra gne mampitombo.

1
03/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ary izy gne mamboly sy izy gne manondraky da raiky avao, ary gne tsirsisry da samy mahazo gne karamany araky gne asany. \v 9 Fa iahay da mpiara-misa amin'Andriamanitra. Anareo da tanim-bolin'Andriamanitra, sy tranon'Andriamanitra.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Araky gne fahasoavan'Andriamanitra izay nomeny anaha da mitovy ame mpagnano tragno mahay, da nametraky gne fototry aho ary hafa gne gne magnorigny eo amboniny. Fa aoka gne lehilahy hitandrigny ame fomba hagnorenany eo amin'izany. \v 11 Fa tsy misy ologny mametraky fototry afa tsy ilay iray izay napetraky, izany hoe Jesosy Kristy.

1
03/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ankehitriny raha misy olo magnorogny eo ambony gne fototry ame volamena, volafotsy, vato lafo vidy, kakazo, hatry na sasagnitry, \v 13 da haseho gne asany, fa gne andro mazava no hamphitany anizany. Satria haseho ame afo izany.Gne afo no hitsagny gne hatsaran'ny nataon'ny tsirairay.

1
03/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Raha mizanogny gne asan'ilay olona, da hahazo valisoa izy; \v 15 fa raha may gne asany, da ho fantiantoky izy, fa gne tegnany no vovonjy, mitovy ame nilefa tame afo avao.

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsy lalanareo fa anareo da tempolin'Andriamanitra ary gne Fanahin'Andriamanitra gne midoboky ao aminareo? \v 17 Fa raha misy olo mamilavila gne tempolin'Andriamanitra, da hanimba anizany olo izany Andriamanitra. Fa masina gne tempolin'Andriamanitra, ary da mitovy amizany koa anareo.

1
03/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Kasihagny olo hamita-tegna zany. Fa ra misy olo eo aminareo mihevitry fa hendry amin'izao vanim-poana izao, apetray izy ho mola amizay mba mety ho lasa hendry izy. \v 19 Fa gne fahendrenizao tontolo izao da fahadalagny ao amin'Andriamanitra. Satria voasoratry hoe:"Nahatratry gne hendry tao amin'ny hafetsen'izy ireo izy." \v 20 Ary koa hoe:" gne Tompo da mahalala fa gne fihevitry gne hendry da zavatry fahatany.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Noho izany da tsy misy fireharehagny momban'ny olo intsony! Fa gne zava-drehetra da anareo, \v 22 na Paoly,na Apolosy, na Kefasy, na izaotontolo iza,na fiainagny, na fahafatesagny, na zavatry ankehitriny, na mbola ho avy. Gne zava-drehetra da anareo,\v 23 ary anareo da an' Kristy, Ary Kristy da an'Andriamanitra.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1Korintiana toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Akohiza gne tokony handraisan'ny gnolo antsika, mitovy gne mponompin'i Kristy ary mpitandrina ireo misterin'Andriamanitra.\v 2 Amin'izany fifandraisana izany, da fepetra takinnby aminareo mpitandrina gne maha-mendri-pitokiany azy ireo.

1
04/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa amina da zavatry kidy gne tokony hitsaranareo na hitsaran'olo rehetra anaha. Fa na iaho aza aza tsy mitsara gne tegneko. \v 4 Iaho da tsy mahafantatry izay fiampangana naniko tamina, fa izany da tsy midika fa tsy manan-tsigny iaho. Ny Tompo no hitsara anaha.

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Noho izany, aza mizaka gne fitsaragny momba gne zavatry rehetra alohane fotogny, mialohan'ny hiavian'ny Tompo. Izy da hitondra anireo zavatry miafigny ame mizigny ho ame fahazavagny ary hamiseho gne fikasan'gne fo. avy eo gne tsirairayavy da handray gne fideragny avy amin'Andriamanitra.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ankehitriny, ry rahalahy, nampiasa anireo fitsipiky ireo taminaro sy tame Apostoly iaho nohon'ny aminareo,mba hafahanareo mianatry avy aminaygne dikan'ny fizakagny hoe:"Aza mandeha mihôtry izay voasoratry." Izany da mba tsy hisy raiky aminareo hirehareha gne amin'ny fankasitrany gne raiky noho gne hafa.\v 7 Fa izy gne mahita gne fahasamihafagny eo aminareo sy gne hafa? Inogne anagnanareo ka tsy noraisinareo maimaimpona? Raha nandray anizany maimaimpona anareo,nagnino anareo no mirehareha mitovy ame tsy naninareo.

1
04/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Efa angnanareo aby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakarena anareo! Ary efa nanomboky nanjaka anareo-- Ary izany da tsy avy taminay! Iaho da magniry tokotry gne nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminare. \v 9 Fa iaho da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly mibabadriky mitovy gne farany ame laharagny sy mitovy gne ologngy voaheloky ho faty. Iahy da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao--- ho an'ireo anjely, ary ho an'gnolombelogny.

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Iahy da mola nohon'ny amin'i Kristy, Fa anareo da hendry ao amin'i Kristy. Malemy iahy, fa anareo mahery. Anareo da nome voninahotry, fa iahy kosa tsy nalaigny baraka.\v 11 Mandrak'ankehitriny iahy da mosare sy tindrano,tsy mana lamba,vofiky mafy, ary tsy mana-tragno

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Miasa mafy iahy, miasa ame alalan'ny tagnanay avao. Rehefa latsaigny iahy, da miaritry.\v 13 Rehefa hiagnigny iahy, da mitso-dran. Rehefa voaendrikendriky iahy da mizaka ame hatsaram-pagnahy.Iahy da niova, ary mbola alainay ho, fakon'izao tontolo izao sy faikan'ny zavatry rehetra.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Iaho da tsy nanoratry anireo zavatry ireo mba hahamegnatry anareo, fa magnitsy anareo mitovy ame zanako malalako. \v 15 Fa na da managny mpiambigny raiky ao amin'i Kristy aza anareo, da tsy magny aba maro. Fa iaho da lasa rainareo ao amin'i Kristy Jesosy tame alalan'ny filazantsara. \v 16 Iaho da mandrisiky anareo mba mpaka-tahaky mitovy aminaha.

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Izany gne nandefasako Anareo an'i Timoty, Zanako malalako sady matoky ao amin'in Tompo.Izy da hampalala Anareo gne lalako amin'in Kristy, mitovy gne ampenariko anazy ndre ia ndre ia sy gne fiagnonagny agnaby. \v 18 Ankehitriny da miavogny gne sasany aminareo, magnano hoe tsy ho avy aminareo iaho.

1
04/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fa ho avy tsy ela sanaky iaho, raha sitraky ny Tompo. Ary da tsy alala gne zakany izay tena miavogny fotsiny iaho, fa hagnety gne herin-dreo. \v 20 Satria gne fanjakan'Andriamanitra da tsy avy ame resaky fa avy ame hery.\v 21 Ino gne tadiavinareo? Tokony ho avy agny aminareo miaraky ame kakazo sa miaraky amr fitiavagny feno halemem-pagnahy iaho?

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Korintiana toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Iahy da nahare tatitry fa misy mampirefy eo aminare, fitondran-tegna tsy mety izany tsy azo anigny amin'ireo Jentilisa. Gne tatitry da hoe misy miaraky matory ame vadin'i abany.\v 2 Anareo da tene magnanognano fahatany! Tsy tokony alahelo ve anareo? Gne raiky magnano anizany da tsy maintsy alàgny eo aminareo.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ndry da tsy eo ara-batagny aza iaho fa mbola ara-pagnahy, da efa nitsara gne raiky nagnano anizany sahady, mitovy tame taloha.\v 4 Rehefa miaraky mivory ame agnaran'i Jesosy Tompontsika anareo, ary gne fagnahiko da eo koa ame herin'i Jesosy Tompintsika, da efa nitsara anio olo io sahady iah.\v 5 Naniko izany mba hagnomezagny izany lehilahy izany ho an'i Satana ho familavilagny gne nofon, mba ho vovonjy gne fagnahiny ame andron'i Tompo.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Tsy tsara gne fireharehanareo! Tsy fantatrareo fa gne lalivay kely da magnova gne mofo rehetra? \v 7 Sasay gne tegnanareo ame lalivaytaloha mba hiova mofo madio tsy misy lalivay sanaky. Fa Kristy, zanak'ondritsika tame Paska, da nanigny sorogny. \v 8 Noho izany da aoka intsika ankalaza gne fifalifaligny, tsy gne lalivay taloha, fitondra-tegna ratsy sy faharatsigny. Fa kosa, isika hankalaza ame mofo tsy misy lalivain'gne fahadiovam-po sy fahamarinagny.

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Iaho da efa nanoratry ho anareo tame taratasiko mba tsy hiresanareo miasa amin'ireo olo mpijanganjanga.\v 10 Kanefa gne tiko zakaigny da tsy gne olo mpinjanganjanga agnaby eto amin'izao tontolo izao, na ireo tsy manam-bady, na ireo mpangalatry, na ireo magnano sampy, satria mba helagny amin'izy ireo da mila miala amizao tontolo izao anareo.

1
05/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ankehitriny iaho da manoratry ho anareo mba tsy hiara-hiasa ndre amin'iza zakaigny fa rahala nefa da nbola miaigny ao agnatin'ny finjanganjangagny, na izay tsy manam-bady, na magnano sampy, na mpizaka ratsy, na mpindrano toaky, na mpangalatry. Ka mihinagny miaraky ame olo akoizany.\v 12 Akognaia gne idirako ame fitsaragny izay agny imbadikin'ny fengonagny? Mifamadiky amizany anareo ve da tsy tokony hitsara ireo izay agnatine fengonagny? \v 13 Andriamanitra da mitsara izay agny ambadiky ." Alay eo aminareo gne olo ratsy."

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Korintiana toko faha 5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Rehefa misy raiky aminareo managny ady ame hafa, sady handeha ame fitsaragny alohan'ny mpitsara tsy mino ve izy,fa tsy eo alohan'ny mpino? \v 2 Tsy fantatreo fa gne mpino gne hitsara an'izao tontolo izao? Raha izany, anareo gne hitsara an'izao tontolo izao, da tsy mahavita mandamigny raha madiniky anareo?\v 3 Tsy fantatrareo fa hitsara anireo anjely isika? Akognaia gne fihoaragny gne faharatsigny mitsara gne raharaha amin'ity fiaignagny ty?

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ra\v 4 ha hafaky mitsara gne zava-misy ame andavanandrom-piainagny anao,nagnino mametraky karaza tranga mitovy amizany agnatrehan'ireo zay tsy misy dikany eo ame fiangonagny?\v 5 Hametraky anareo gne hizakako anizany. Da tena tsy misy managny fahendregny ndre da raiky aza ao aminareo mba handamigny gne adiady eo ame mpirahalahy? \v 6 Fa kosa misy mpino raiky hafaky mandeha mifagnatriky ame mpino hafa eo ame fitsaragny, ary izany raha zany da apetraky eo agnatrehan'gne mpitsara izay tsy mpino!

1
06/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Gne fisian'gne mola eo ame Kristiana agnaby da efa faharesegny ho anareo sahady. Da tsy aleho ve mijaly ame fahadisoagny? \v 8 Fa anareo da nandiso sy namitaky gne hafa, ary da rahalahinareo avao izy!

1
06/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Da tsy fantatrareo ve fa gne tsy marina da tsy handova gne Fanjakan'Andriamanitra? Ka magneky vandy. Gne kivadivady, mpanompo sampy, mpagnala vadin'olo, gne lehilahy mivaro-tegna, gne miaraky matory ame samy lehilahy, \v 10 gne mpangalatry, gne tsy malala voky ,gne mpindrano tôky, gne mpagnaratsy, gne mpngalaky an-keriny---da tsy misy na raiky amin'izy ireo handova gne fanjakan'Andriamanitra. \v 11 Da akohizany gne sasany aminareo. Fa efa vosasa anareo, nohamasinigny anareo, ary da vomariky amin'Andriamanitra anareo tame agnaran'ny Tompo Jesosy Kristy sy tame Fagnahin'Andriamanitra.

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 "Gne zavatry rehetra da ara-dalàna amiko" fa tsy gne zavatry rehetra da mahasoa. "Gne zavatry rehetra da ara-dalàna amiko" fa tsy andevozin' gne raiky amireo iaho. \v 13 "Gne hanigny da ho ane troky, ary gne troky da nanigny ho ane hanigny" fa Andriamanitra da hagnafogny azy ireo. Gne vatagny da tsy nanigny finjangajanagny. Fa kosa, gne vatagny da nanigny ho an'ny Tompo, ary gne Tompo da hagnome ane vatagny.

1
06/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Andriamanitra da efa nanangagny gne Tompo sady da hanangagny antsika ame heriny ko. \v 15 Tsy fantatrareo fa gne tegnanareo rantsam-batan'i Kristy? Da hindesiko zany gne ratsam-batan'i Kristy ary hampiresiko ame mpivaro-tegna? ndre zany da tsy hisy!

1
06/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsy fantatrareo fa gne miray ame mpivaro-tegna da lasa nofo raiky aminy? Mitovy ame vosoratry gne Soratra Masina hoe:"Ho nofo raiky ane izy ireo."\v 17 Fa izay miaraky amin'ny Tompo da lasa fagnahy raiky aminy.

1
06/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Mela ame fijangajangagny! Gne fahotagny rehetra hafa izay nanin'gne olo da ambadikin'ny tegna, fa gne olo mpijangajanga da manota ho ane tegnany avao

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Tsy fantatrareo fa gne vatanareo da tempolin'ny Fagnahy Masina, izay mipetraky ao agnatinareo, azonareo avy amin'Andriamanitra ? Tsy lalanareo fa tsy anareo gne tegnanareo? \v 20 Fa olo vovidy anareo. Noho izany da mankalazà an'Andriamanitra ame tegnanareo.[Fagnamarinagny: Ireo dika-teny sasany da mivaky toy izao hoe: "Noho izany mankalazà an"Andriamanitra ame tegnanareo sy ame fahaninareo, izay an'Andriamanitra." Fa gne dika-teny tsara indrindra da tsy mivaky toa an'io.]

1
06/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Korintiana toko faha 6

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Mahakasika an'ireo olona izay nosoratanareo momban'ny hoe:" Tsa ane lehilahy gne tsy mikasiky vehivavy."\v 2 Nefa noho ireo fakam-pagnahy ame fahavetavetagny maro isan-karazany, da tokony hanagny gne vadiny manokagny aby gne lehilahy, ary da tokony hanagny gne vadiny manokagny koa gne vehivavy.

1
07/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Gne lehilahy da tokony hagnome gne zo ara-panambadiagny ho ane vadiny, ary da akohizany koa gne vehivavy ho ane vadiny. \v 4 Tsy gne vehivavy gne managny fahefagny ame vatany manokagny, fa gne vadiny. Akohizany koa, tsy gne lehilahy gne managny fahefagny ame vatany, fa gne vadiny.

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ka mifanakasakagny anareo tsirairay, afa-tsy ame fifagnaragny nifagnamboaragny ame fotoagny votokagny. Ataovy izay mba hafahanareo manoka-tegna ame vavaka. Avy eo da tokony hiara-hatory koa anareo, mba tsy hazahoan'n satana maka fanahy anareo nohon'ny tsy fanananareo fifehezan-tenga.\v 6 Kanefa iaho da mizaka an'ireo zavatry ireo aminareo am-pahalalagny fa tsy didy.\v 7 Fagnirihako gne olon-drehetra mba hitovy amiko. Fa gne tsirairay da samy nanagny gne fagnomezam-pasohavagny manokagny avy amin'Andriamanitra. Gne raiky managny ity karazam-pagnomezam-pahasoavagny ity, ary gne raiky hafa managny karazany hafa koa.

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Ho an'ireo izay tsy manambady sy ireo mpitondrategna da mizaka iaho fa tsara ho andreo raha mizanogny tsy manambady, mitovy aminaha. \v 9 kanefa indreo raha tsy afaky mamehy tegna, da tokony hanambady. Satria tsara kokoa ho andreo manambady toy izay ampirehetin'ny filàna ara-nofo.

1
07/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary ho an'ireo izay manambady da magnome izao didy izao iaho---tsy iaho, fa gne Tompo---gne vehivevy da tsy tokony hisaraky ame vadiny,\v 11 ( fa raha izy ka misaraky ame vadiny,da tokony hijanogny tsy hanambady sanaky na miverigny mihavagny ame vadiny)---ary gne lehilahy da tsy tokony hisaraky ame vadiny.

1
07/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa ho an'ny sisa da mizaka aho---iaho, fa tsy gne Tompo---hoe raha misy rahalahy iray managny vady tsy mpino, ary raha mahafaly azy gne miara-miaigny aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. \v 13 Raha gne viavy raiky gne mana vady tsy mpino, ary raha mahafaly anazy gne miara-mipetraky aminy, da tsy tokony hisaraky ame vadiny izy. \v 14 Satria gne lehilahy tsy mpino da nanigny ho ane vadiny, ary gne viavy tsy mpino da nanignyho ane rahalahiny. Fa raha tsy izany da ho maloto gne zanakareo, nefa raha gne marina da efa voatokagny izy ireo.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Fa raha gne vady tsy kristianina gne mandao, avelao izy andeha. Ame toe-javatry toy izany, gne rahalahy na gne rahavavy da sty voafatotr'ireo voadin'indreo. Andriamanitra da niantso antsika mba hiaigny am-pedanagny.\v 16 Fa ame fomba ahona gne halalanareo,ry vehivavy,raha voavonjinao gne vadinao? Na ame fomba akory gne ahalalanao,ry lehilahy,raha ho voavonjinao gne vadinao?

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 fa avelao fotsiny gne tsiraikiray avy hiaigny gne fihainany izay efa nanendren'ny Tompo anazy, ary araky gne efa niantson'Andriamanitra azy. Io gne fitsipiky ao ame fiangonana rehetra.\v 18 Efa voafora ve gne olo iray rehetra nantsoigny mba hino? Izy da tsy tokony hiezaky gne hiehoseho mitovy ame tsy voafora.Tsy voafora ve gne olo raiky rehefa nantsoigny ho ame finoana?Tsy tokony ho foraigny izy. \v 19 Satria tsy gne famoragny na gne tsy famoragny gne zava-dehibe. Gne zava-dehibe da gne fankatoavagny ireo didin'Andriamanitra.

1
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Gne tsirairay avy da tokony hijanogny ame fiantsoagny izay nisy azy rehefa nantsoin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ve anao tamin'Andriamanitra nangaiky anao? ka magnahagnaha gne amizany. Fa raha mety ho afaka anao, da araraoty izany. \v 22 Satria gne olo raiky izay nangeny Tompo ho andevo da olo afaky gne Tompo. Da akoizany koa gne olo izay afaky fony izy nangegny mba hino da andevon'Kristy. \v 23 Anareo da vovidy, noho izany da aza avy akon'ireo andevon'gne olo. \v 24 Ry rahalahy, na ino na ino fiainangy nisy antsika tamen'tsika nangegny mba hino, da aoka isika hijanogny akoizany avao.

1
07/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ary mahakasika ireo izay tsy nanambady mihitsy, iaho da tsy managny didy avy tamin'ny Tompo. Nefa iaho da magnoma gne hevitriko mitovy gne raiky izay,ame alalan'ny famindram-pon'ny Tompo, da mendri-pitokisagny. \v 26 Noho izany, mieritreritry iaho fa nohon'ny gne loza izay ho avy, da tsara ho ane lehilahy gne mijanogny ame maha izy anazy.

1
07/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Voafatotry ame vehivavy ve anareo? Aza mitady gne ho hafaky aminy. Afaky ame vadinao ve anao? Aza mitady vady. Nefa raha manambady anareo, da tsy nanota. \v 28 Raha gne vehivavy tsy manambady gne manmbady, da tsy nanota izy. Nefa ireo izay manambady da hanagny karazan'olagny maro raha mbola velogny, ary iaho da te hangalaky anareo amin'izany.

1
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Fa izao gne zakaiko, ry rahalahy: Kidy gne fotogny. Manombiky izao, apetray gne efa manambady avao gne hitovy ame tsy managny. \v 30 Gne mitomagny da tokony hagnano tsy mitomangny, gne mifaly da tokony hagnano tsy mifaly, ary gne mividy da tokony hagnano tsy managny na inona na inona; \v 31 ary gne mampiasa izao tontolo izao da tokony tsy hagnano mampiasa anizany tanteraky. Satria izao tontolo izao ame endriny ankehitriny da ho tonga ame fiafarany.

1
07/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 ako anareo ho afaky amin'ireo taotry. Gne lehilehy tsy manambady da magnahagnaha amin'ireo zavatry ny Tompo, Gne ame fomba hampifaliagny azy. \v 33 Fa gne lehilehy manambady da miahiahy ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliagny gne vadiny--- \v 34 mizarazara izy. Gne vehivavy tsy manambady na virijiny da miahiahy gne ame zavatry ny Tompo, gne ame fomba hanokanany gne tegnany sy gne fanahiny. Fa gne vehivavy manambady da magnahagnaha gne ame zavatr'izao tontolo izao, gne ame fomba hampifaliany gne vadiny.

1
07/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Zakaiko izany ho ane tombotsoanareo manokagny, fa tsy hametraky izay rehetra sakasakagny eo aminareo. Mizaka anizany iahonoho gne marina, amizay anareo mba hanolo-tegna ho an'ny Tompo tsy misy fanelingelegnagny.

1
07/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Nefa raha misy olo raiky mihavitry fa tsy mitondra gne sakezam-badiny am-panajana---raha mihôtry gne taogny fanambadiagny ilay vehivavy ary tsy maintsy---da tokony hagnano izay tiany izy. Tsy manota izy. Tokony hivady indreo.\v 37 Nefa raha nikasa tsara tao am-po ny izy, raha toa ka tsy ambany gne faneriteregny fa afaka mifehy gne sitrapony manokagny, ary nanapa-kevitry tao am-pony izy gne hagnano anizany, mba hitanagny gne sakezam-badiny ho virijiny, tsara gne naniny. \v 38 Koa izay manabady gne fofombadiny da manao gne tsara, ary izay misafidy gne tsy hanambady da hanao gne tsaratsara tokôtry.

1
07/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Gne vehivavy da voafatotry gne vadiny raha mbola velogny rahalehilahy. Fa raha maty gne vadiny, da malalaky tsara izy ny hanambady izay tiany ho vadiany, nefa ao amin'ny Topoihany. \v 40 Nefa ame fitsarako da tokony ho faly izy raha miaina am'izao ihany. Ary heveriko faizao ihany koa da managny gne Fanahin'Andriamanitra.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Korintiana toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Da makasitraky gne hanigny sorigny ho ane sampy---fantantsika fa:" Atsikany aby da managny falalagny." Gne falalagny da mampirehareha, fa gne fitiavagny manangagny. \v 2 Raha misy olo raiky mihevitry gne tegnany fa mahalala raha, da mbola tsy mahafantatry araky gne tokony hahafantaragny izay ologny izany. \v 3 Fa raha misy olo raiky tia an'Andriamanitra, da fantany tokotry izany olo izany.

2
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1,2 @@
\v 4 Raha gne mikasiky gne fihinanagny gne hanigny nanigny sorogny ho ane sampy da fantatsika fa " gne sampy etoa amin'izao tontolo izao da tsy rarahigny" sady "fa tsy misy Andriamanitry raha tsy raiky avao.''\v 5
Fizy mety misy avakoa gne sary anigny hoe Andriamanitry, ndre andangitry agny ndre da an-tany etoa, mitovy amigne hakamaronio "Andriamanitry" izy aminigne hamaroane "tompo".\v 6 Fizy ho atsika, "Raiky avao gne Andriamanitry da izy ihaba, latame zavatry rehetra, ary aban'i Tompo Jesosy Kristy, izay tame alalany gne nampisy gne zavatry rehetra, ary da mbola avy taminy koa gne nampisy antsika."

1
08/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ndre da izany, izany fahalalagny zany da mbola tsy ao ame tsirairay. Fa kosa, gne sasany taloha da nampiasa gne fanompon-tsampy, da nihinagny gne sakafo izay toy gne zavatry natao sorogny ho ane sampy. Noho izany da simba gne fieritreretan'dreo satria malemy izany.

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa tsy gne hanigny no hatolotry antsika eo amin'Andriamanitra. Fa tsy indrindra intsika raha tsy mihinagny, na koa ho tsara kokoa raha mihinagny izany.\v 9 Tandremo mba tsy gne fahalalanareo no antony hahatonga ireo olona osa ara-pinogny ho tafitogny. \v 10 Fa ataovy toy ny hoe misy mahita anao, izay managny fahalalagny, mihinagny gne sakafo ao ame tempolin'ny sampy. Tsy gne fahalemen'gne fieritreretany ve no nasahiany hihinana izay natolotra ho an'ny sampy?

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Koa none fahalalanao gne toetra marina momba gne sampy, da very gne rahalahy malemy finogny raiky,izay nahafaty an'i Kristy.\v 12 Noho izany,rehefa manota ame rahalahinareo anareo ka mandra gne sainy malamin'izy ireo, da manota manohitry an'i Kristy anareo. \v 13 Noho izany, ra gne sakafo no mahatonga gne rahalahiko ho tafitohigny, da tsy hihina-kena sanaky aho, mba tsy avy amiko gne halavo gne rahalahiko.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 Korintiana toko faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tsy olo afaky ve iaho? Tsy apostoly ve aho? Tsy nahita an'i Jesosy Tompontsika ve iaho? Tsy asako ao amin'ny Tompo ve anareo? \v 2 Raha tsy apostoly ho ane hafa iaho, da farafarantsiny ho anareo. Fa anareo gne porofo ame maha-apostoly anaha ao ame Tompo

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Akohizao gne fiharovako ame izay magnitany anaha: \v 4 Moa ve iahahy tsy nahazo alalagny gne hihinagny izy ame hisotro?\v 5 Moa ve iahahy tsy mahazo mitondra vady izay mpino, mitovy gne nanin'ireo apostoly sasany, sy ireo rahalahin'ny Tompo, ary Kefasy? \v 6 sa Barnabasy sy iaho raiky gne tsy mainbtsy miasa?

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ia gne magnano fanompoagny miaramila ame fandaniagny manokagny? Ia gne mamboly voloboky ary tsy mihinagny gne voany? Na ia gne miandry ondry nefa tsy misotro gne ronono avy amin'izany? \v 8 Iaho ve gne nizaka anireo zavatry reo mifototry ame fahefan'ny olombolona? Tsy mizaka izany koa ve gne lalàgny?

1
09/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa izany da efa vosoratry ao ame lalàn'i Mosesy hoe :" Kasiagny fehim-bava gne omby rehefa miparitaky voany izy." Da tena gne omby tokotry ve hatahoran'Andriamanitra? \v 10 Tsy mizaka momba anay ve izy? Efa nosoratany ho antsika, fa izay miasa tany da tokony hiasa ane fanantenagny, ary izay mively da tokony hively ame fanantenagny gne hahazo anjara ame vokatry. \v 11 Raha namafy zavatry ara-panahy teo aminareo iahy, zakabe lôtry aminay ve gne mihila zavatry ara-materiely avy aminareo

1
09/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 ha mampihatra izany zo izany aminareo gne hafa, moa ve iiahy tsy managny mihitry? Ndre da izany, tsy hitaky izany zo izany iahy. Fa kosa, naleonay niaritry gne zavatry rehetra toy izay ho sakagny ane filazantsaran'i Kristy.\v 13 Moa ve tsy fantatrareo fa ireo izay manompo ao ame tempoly da mahazo gne sakafon'ny indreo avy ame tempoly? Tsy fantatrareo fa ireo izay manompo eny ame alitra da mahazo anjara ame natao fanatitry teo ame alitra? \v 14 da akohizany, gne tompo da nandidy fa ireo izay mitory gne filazantsara da tokony hahazo gne fiveloman'indreo avy ame filazantsara.

1
09/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Nefa tsy nitaky gne raiky tamin'ireo zo ireo iaho. Ary tsy manoratry an'izany aho mba mety hisy zavatry hatao ho ahy. Aleoko maty toy izay hisy olo hanaisotra amina izany rehareha izany. \v 16 Fa raha mitory gne filazantsara iaho, da tsy misy antony tokony ireharehako, satria tsy maintsy manao izany aho. Ary gne loza ho anaha raha tsy mitory gne filazantsara iaho!

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa raha magnano izany an-tsitrapo iaho, da managny valisoa. Fa raha tsy na-tsitrapo kosa, da mbola managny gne andraikitry izay nankinigny tamiko iaho. \v 18 Ino ary izany gne valisoako? Izany da rehefa mitory aho, da afaky manolotry gne filazantsara tsy misy fandoavam-bola ka mba tsy hampiasa tanteraky gne zoko ame filazantsara.

1
09/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fa na de afaky ame rehetra aza iaho, da tonga ho mpanompo ho ane rehetra, mba hahazoako bebe kokoa. \v 20 Teo ame Jiosy da lasa mitovy ame Jiosy iaho,mba hahazoako gne Jiosy. Teo amin'ireo izay ambanin'gne lalàgny, da lasa mitovy gne olo ambanin'gne lalàgny iaho mba hahazoako ireo izay ambanin'gne lalàgny. Nagnano anizany iaho ndre da tsy teo ambanin'gne lalàgny gne tegnako. [Fanamarinagny: Gne baiboly ULB sy gne UDB da mivaky hoe:" Nagnano anizany iaho ndre da tsy teo ambanin'gne lalàgny gne tegnako." Gne dikan-teny taloha sasany da tsy magnisy anizany.]

1
09/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tamin'ireo izay ivelany gne lalàgny, da lasa mitovy gne olo ivelany gne lalàgny iaho, ndre da tsy ivelan'gne lalàgn'Andriamanitra azaky gne tegnako, fa amban'gne lalàgn'i Kristy. Nagnano anizany iaho mba hanagnako ireo ambanin'gne lalágny. \v 22 Tame malemy da lasa malemy iaho, mba hanagnako gne malemy. Nazary zavatry ho ane olo rehetra iaho, mba hamonjeko gne sasany ame fomba rehetra.\v 23 Magnano gne zavatry rehetra iaho ho ane filazantsara, mba hafahako mandray anjara ame fitahiagn'izany

1
09/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Moa ve tsy lalanareo fa ame fihazakazagny raiky gne mpihazakazaky rehetra da magnano fihazakazagny, nefa raiky avao gne mahazo gne loka? Koa mezakezaha mba hahazo loka. \v 25 Gne atileta raiky da mampihatra gne fifehean-tegna ame fanazaran-tegna rehetra. Magnano izany ndreo mba handray satro-boninaitry izay mety ho simba, nefa kosa isika mihazakazaky mba hahazoantsika satro-boninahitry tsy mety simba.\v 26 Ka noho izany da tsy mihazakazaky ame tsy misy antony iaho na magnome ambia ame rivotry.\v 27 Fa hafoheziko gne tenako ary ataoko andevo, mba tsy handaha gne tegnako, rehefa avy nitory tame hafa iaho.

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
1 korintiana toko faha 9

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tiako ho lalanareo, ry rahalahy, fa ireo abatsika da tao ambanin'ny rahogny avakoa ary da namakivaky gne ranomasigny. \v 2 Nge rehetra da naniko batisa ho amin'i Mosesy tao ame rahogny izy ame ranomasigny,\v 3 ary gne rehetra da samy ninagny sakafom-pagnahy mitovy. \v 4 Indreo agnaby da nindrano ranom-pagnahy mitovy. Fa izy da nindrano tame vatolampim-pagnahy izay nagnaraky andreo, da Kristy izany vatolampy izany.

1
10/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa Andriamanitra da tsy nankasitraky tsara gne ankamaroan'dreo, sady gne fatin'dreo da naparitaky tagny ame dezaky. \v 6 Amizao io raha io da ohatry ho antsika, mba tsy hagniriantsika raha ratsyakoho gne nilandreo.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ka manompo sampy, ako gne sasany tamindreo. Izany da araky gne voasoratry hoe: " Gne olo midoboky mba hihinagny sady hindrano, ary nitsangagny mba hihira." \v 8 Lonoky antsika tsy hijangajanga,ako gne nanine maro tamindreo. Tagnatin'gne andro raiky, da olo telo arivo sy roy aligny gne maty nohon'gne amin'izany.

1
10/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Loniky avakoa antsika tsy hitsapa an'i Kristy, ako gne nanine maro tamindreo da nalavon'gne menaragny. \v 10 Ka mimenimenigny avakoa, ako gne nanin'gne maro tamindreo ka nalavon'gne anjelin'gne fafatesagny.

1
10/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary gne raha akoio e raha niboky tamindreo mba ho oatry ho antsika. Nosoratagny mba ho fampenaragny ho antsika izany aby---ho amintsika zany nevisan'gne faranandro. \v 12 Noho izany loniky zay miheritreritry gne tegnany ho efa sahy mitandrigny tsara mba tsy ho lavo. \v 13 Tsy nisy fakam-pagnahy nahatratry anareo izay tsy itambaragny olo agnaby. fizy koa, Andriamanitry da matoky. Tsy agnapetraky anareo ho alaim-pagnahy ambon'gne zakanareo Izy. Miaraky ame fakam-pagnahy da agnome anareo e lalagny izotsoagny avakoa Izy, mba havitanareo miaritry anizany.

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More