tkg_1co_text_reg/04/08.txt

1 line
490 B
Plaintext

\v 8 Efa angnanareo aby izay rehetra tadiavinareo! Efa lasa mpanakarena anareo! Ary efa nanomboky nanjaka anareo-- Ary izany da tsy avy taminay! Iaho da magniry tokotry gne nanjakanareo, mba hafahanay manjaka miaraky aminare. \v 9 Fa iaho da mieritreritry fa Andriamanitry da nametraky antsika ho apostoly mibabadriky mitovy gne farany ame laharagny sy mitovy gne ologngy voaheloky ho faty. Iahy da lasa fampisehoagny ho an'izao tontolo izao--- ho an'ireo anjely, ary ho an'gnolombelogny.