tkg_1co_text_reg/06/12.txt

1 line
420 B
Plaintext

\v 12 "Gne zavatry rehetra da ara-dalàna amiko" fa tsy gne zavatry rehetra da mahasoa. "Gne zavatry rehetra da ara-dalàna amiko" fa tsy andevozin' gne raiky amireo iaho. \v 13 "Gne hanigny da ho ane troky, ary gne troky da nanigny ho ane hanigny" fa Andriamanitra da hagnafogny azy ireo. Gne vatagny da tsy nanigny finjangajanagny. Fa kosa, gne vatagny da nanigny ho an'ny Tompo, ary gne Tompo da hagnome ane vatagny.