auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 07:53:08 +08:00 committed by root
parent 913ae70b18
commit d85a23bba3
12 changed files with 12 additions and 9 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy ny finon'ny olom-bôfidin'Andriamanitra sy ny fahafantarana ny marina ze magnaraka ny toe-pagna araka an'Andriamanitra, amin'ny fahatoki

1
01/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko 1

View File

@ -1 +1 @@
Ampaherezo zareo hagneky ny mpanapaka sy reo manam-paefana, hankatô an'azy reo, ho vonona amin'ny asa tsara daôly. Lazao zareo tsy hagneso na iza na iza, hiala amin'ny adi-hevitra, hamely ny hafa hagnaraka ny lalany, ary hampiseho fagnetre-tegna amin'ny ôla daôly.
\v 1 \v 2 Ampaherezo zareo hagneky ny mpanapaka sy reo manam-paefana, hankatô an'azy reo, ho vonona amin'ny asa tsara daôly. Lazao zareo tsy hagneso na iza na iza, hiala amin'ny adi-hevitra, hamely ny hafa hagnaraka ny lalany, ary hampiseho fagnetre-tegna amin'ny ôla daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Fa talô ny tegnantsika de tsy nanantsaigna ary tsy nankatô. Vôtarika tamin'ny lalan-diso tsika ary nandevozin'ny filàna sy ny fafinaretana samihafa. Niaigna tao agnatin'ny faratsena sy ny fialonana tsika. Nankalaina zahay ary nifankahala tsika.
\v 3 Fa talô ny tegnantsika de tsy nanantsaigna ary tsy nankatô. Vôtarika tamin'ny lalan-diso tsika ary nandevozin'ny filàna sy ny fafinaretana samihafa. Niaigna tao agnatin'ny faratsena sy ny fialonana tsika. Nankalaina zahay ary nifankahala tsika.

View File

@ -1 +1 @@
Fa rafa nibôgna ny hatsaram-pagnan'Andriamanita mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona, de tsy tamin'ny asan'ny famarinana natôntsika zany, fa tamin'ny famindram-pony no namomjenu antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fateram-baovao sy ny fagnavaozana tamin'ny Fanahy Masina.
\v 4 \v 5 Fa rafa nibôgna ny hatsaram-pagnan'Andriamanita mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny olombelona, de tsy tamin'ny asan'ny famarinana natôntsika zany, fa tamin'ny famindram-pony no namomjenu antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fateram-baovao sy ny fagnavaozana tamin'ny Fanahy Masina.

View File

@ -1 +1 @@
Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Nataony zany mba, ho vômarina tamin'ny fasoavana, de ho tonga mpandova tsika amin'ny alalan'ny fatokisana ny fiaiganana mandrakizay.
\v 6 \v 7 Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Nataony zany mba, ho vômarina tamin'ny fasoavana, de ho tonga mpandova tsika amin'ny alalan'ny fatokisana ny fiaiganana mandrakizay.

View File

@ -1 +1 @@
Zany hafatra zany de mendri-pitokisana. Teko hilaza momba an'zany ra zany am-patokisana nareo, mba reo ze matoky an'Andriamanitra de hikasa hagnano reo asa tsara ze efa napetragny teo alôhan'jareo. Zany ra zany de sady tsara no mahasoa ho an'ny ôla daôly.
\v 8 Zany hafatra zany de mendri-pitokisana. Teko hilaza momba an'zany ra zany am-patokisana nareo, mba reo ze matoky an'Andriamanitra de hikasa hagnano reo asa tsara ze efa napetragny teo alôhan'jareo. Zany ra zany de sady tsara no mahasoa ho an'ny ôla daôly.

View File

@ -1 +1 @@
Fa elao ny adi-hevitra adala sy ny tantaram-pirazagnana ary ny fifandirana sy ny ady momban'ny lalàna. Reo ra reo de zava-pôgna sy tsy mahasoa. Aza magneky an'ze ôla miteraka fizarazarana akeo agnivonareo afaran'ny filazana indraika na indrôy, ary fantaro fa ny ôla otran'zany de niala tamin'ny lalana marina ary manota sy magnameloka ny tegnany.
\v 9 \v 10 \v 11 Fa elao ny adi-hevitra adala sy ny tantaram-pirazagnana ary ny fifandirana sy ny ady momban'ny lalàna. Reo ra reo de zava-pôgna sy tsy mahasoa. Aza magneky an'ze ôla miteraka fizarazarana akeo agnivonareo afaran'ny filazana indraika na indrôy, ary fantaro fa ny ôla otran'zany de niala tamin'ny lalana marina ary manota sy magnameloka ny tegnany.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nagniraka an'i Artema na Tykiko aigny aminareo za, de ave malaky ary mankanesa aty aminà aigny Nikopolia, ze nanapako hevitra andanena ny rirignina. Malaky ary alefaso Zena, le mpahay lalàna, sy Apolosy, mba tsy hanan-java-mahory izy reo.
\v 12 \v 13 Rafa nagniraka an'i Artema na Tykiko aigny aminareo za, de ave malaky ary mankanesa aty aminà aigny Nikopolia, ze nanapako hevitra andanena ny rirignina. Malaky ary alefaso Zena, le mpahay lalàna, sy Apolosy, mba tsy hanan-java-mahory izy reo.

View File

@ -1 +1 @@
Ny ôlontsika de tsy maintsy mianatra magnano asa tsara ze ilaina meika mba tsy hatonga an'jareo tsy hamokatra.
\v 14 Ny ôlontsika de tsy maintsy mianatra magnano asa tsara ze ilaina meika mba tsy hatonga an'jareo tsy hamokatra.

View File

@ -1 +1 @@
Reo ze miaraka aminà de magnano velona an'nareo. Magnanôva veloma an'reo ze te antsika amin'ny finôna. Ho aminareo daôly anie ny fasoavana.
\v 15 Reo ze miaraka aminà de magnano velona an'nareo. Magnanôva veloma an'reo ze te antsika amin'ny finôna. Ho aminareo daôly anie ny fasoavana.

1
front/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Titosy