plt-x-sihanaka_tit_text_reg/03/06.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 6 \v 7 Andriamanitra nandrotsaka betsaka tamintsika ny Fanahy Masina tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Mpamonjy antsika. Nataony zany mba, ho vômarina tamin'ny fasoavana, de ho tonga mpandova tsika amin'ny alalan'ny fatokisana ny fiaiganana mandrakizay.