plt-x-sihanaka_tit_text_reg/03/01.txt

1 line
278 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Ampaherezo zareo hagneky ny mpanapaka sy reo manam-paefana, hankatô an'azy reo, ho vonona amin'ny asa tsara daôly. Lazao zareo tsy hagneso na iza na iza, hiala amin'ny adi-hevitra, hamely ny hafa hagnaraka ny lalany, ary hampiseho fagnetre-tegna amin'ny ôla daôly.