auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:00:57 +03:00 committed by root
parent 8b230ad437
commit fe540d37e1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy akeo naregny feo mafy avy aigny an-dagnitra za: "Am'zao fotôna zao de tonga ny famonjena, ny hery, ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny. Fa ny mpiampanga ny rahalatsika de natsipy taigny ambany, le raika ze
Avy akeo naregny feo mafy avy aigny an-dagnitra za: "Am'zao fotôna zao de tonga ny famonjena, ny hery, ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny. Fa ny mpiampanga ny rahalatsika de natsipy taigny ambany, le raika ze miampanga an-jareo magnalin'andro akeo agnatrehan'Andriamanitra.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Zareo de naresy an'azy tamin'ny ràn'ny Zanak'ondry sy tamin'ny teny fitsanganan-jareo vavolombelona, fa tsy nankamamy ny fiainany tsony zareo na de ho faty aza. Noho zany, mifale, anareo ry lagnitra, sy ze daôly mip