plt-x-sihanaka_rev_text_reg/12/10.txt

1 line
293 B
Plaintext

Avy akeo naregny feo mafy avy aigny an-dagnitra za: "Am'zao fotôna zao de tonga ny famonjena, ny hery, ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny. Fa ny mpiampanga ny rahalatsika de natsipy taigny ambany, le raika ze miampanga an-jareo magnalin'andro akeo agnatrehan'Andriamanitra.