auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:00:57 +03:00 committed by root
parent fa85e8f40b
commit 8b230ad437
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany
Ary nisy ady taigny an-dagnitra. Mikaela sy reo anjeliny de niady tam'le dragona; ary le dragona sy ny anjeliny de namaly ny ady. Fa tsy de natanjaka le dragona ka tsy naresy. Ka tsisy tôrana ho an'azy sy reo anjeliny tsony taigny an-dagnitra. Le dragona gedabe - ze menaragna talô nantsovina hoe devoly na Satana, le namitaka an'zao tontolo zao - de natsipy taigny ambonin'ny tany, ary reo anjeliny de natsipy niaraka tamin'azy.

1
12/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Avy akeo naregny feo mafy avy aigny an-dagnitra za: "Am'zao fotôna zao de tonga ny famonjena, ny hery, ny fanjakan'Andriamanitsika ary ny fahefan'i Kristiny. Fa ny mpiampanga ny rahalatsika de natsipy taigny ambany, le raika ze