Tue Jun 09 2020 12:46:23 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:46:23 +03:00
parent dfc7a2afe1
commit cf61d5e083
6 changed files with 9 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 17 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. \v 16 Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra.
\v 15 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. \v 16 Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! \v 17 Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra.

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 \v 19 \v 20 Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"
\v 18 Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" \v 19 Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." \v 20 "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!"

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 \v 22 Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka amin'ny herisetra, ary tsy ho hita tsony. Le feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra de tsy ho regny akao aminao tsony. Reo mpagnano asa tanana isan-karazany de tsy hita akao aminao tsony. Tsisy feon'ny vato fikosem-bary ho regny tsony akeo aminao.
\v 21 Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka amin'ny herisetra, ary tsy ho hita tsony. \v 22 Le feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra de tsy ho regny akao aminao tsony. Reo mpagnano asa tanana isan-karazany de tsy hita akao aminao tsony. Tsisy feon'ny vato fikosem-bary ho regny tsony akeo aminao.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 \v 24 Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao aminao tsony. Reo feon'ny mpampakatra de tsy ho regny akao aminao tsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary reo firenena de vôfitaka tamin'ny famosavinareo. Takao amin'azy no nahitana ny ràn'le mpaminagny, sy reo mpino, ary ny ràn'reo daôly ze vôvono takeo at-tany."
\v 23 Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao aminao tsony. Reo feon'ny mpampakatra de tsy ho regny akao aminao tsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary reo firenena de vôfitaka tamin'ny famosavinareo. \v 24 Takao amin'azy no nahitana ny ràn'le mpaminagny, sy reo mpino, ary ny ràn'reo daôly ze vôvono takeo at-tany."

View File

@ -1 +1 @@
TOKO Faha 19
Toko faha 19

View File

@ -204,6 +204,10 @@
"18-09",
"18-11",
"18-14",
"18-15",
"18-18",
"18-21",
"18-23",
"19-title",
"19-01",
"19-03",