From cf61d5e083dc4daee7433b04ff99b6c1e4fb61a1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 12:46:23 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 12:46:23 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 18/15.txt | 2 +- 18/18.txt | 2 +- 18/21.txt | 2 +- 18/23.txt | 2 +- 19/title.txt | 2 +- manifest.json | 4 ++++ 6 files changed, 9 insertions(+), 5 deletions(-) diff --git a/18/15.txt b/18/15.txt index a92a319..7b4f474 100644 --- a/18/15.txt +++ b/18/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 17 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. \v 16 Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra. \ No newline at end of file +\v 15 Ny mpivarotra reo entana ze tonga mpanan-karena noho izy de hiala amin'azy lavitra nohon'ny fataorana ny fijaleny, hitomagny sy hisaona mafy. \v 16 Hitare zareo hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze niakanjo tami'ny lamban-drongony tegna tsara, volomparasy, sy mena, ary voaravaka tamin'ny volamena, firavaka sarobidy, ary vatosoa! \v 17 Agnatin'ny adiny raika de fôgna zany harena daôly zany. "Reo kapitenin-tsambo daôly, reo mpande aigny ambonin'ny ranomasina daôly, tantsambo, sy ze daôly mipetraka an-dranomasina, de hitsangana alavitra. \ No newline at end of file diff --git a/18/18.txt b/18/18.txt index 0973d1c..941e0ac 100644 --- a/18/18.txt +++ b/18/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!" \ No newline at end of file +\v 18 Nihaika zareo raha vao nahita an'le satroky ny famaizany. Nitare zareo hoe: "Tanàna ino ma no ôtran'ny tanàna gedabe?" \v 19 Nanipy jofo taigny an-dôhany izy, ary nihaika mafy, nitomagny, sy nisaona, nagnano hoe: "Loza, loza ho an'le tanàna gedabe ze nisy an'reo daôly nagnana reo sambo an-dranomasina no lasana mpanan-karena avy amin'ny harenany. Fa takao agnatin'ny adiny raika de simba zany." \v 20 "Mifalia amin'azy, ry lagnitra, anareo mpino, apostoly, ary mpaminagny, fa Andriamanitra nitondra ny fitsaranareo tamin'azy!" \ No newline at end of file diff --git a/18/21.txt b/18/21.txt index e73a3e7..467e715 100644 --- a/18/21.txt +++ b/18/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka amin'ny herisetra, ary tsy ho hita tsony. Le feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra de tsy ho regny akao aminao tsony. Reo mpagnano asa tanana isan-karazany de tsy hita akao aminao tsony. Tsisy feon'ny vato fikosem-bary ho regny tsony akeo aminao. \ No newline at end of file +\v 21 Anjely mahery raika niaka vato ôtran'ny vato gedabe ary nanipy an'zany taigny an-dranomasina, ary nilaza hoe: "Am'zany fomba zany, Babylona, le tanàna gedabe, harodana miaraka amin'ny herisetra, ary tsy ho hita tsony. \v 22 Le feo nataon'reo lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodina, sy trompetra de tsy ho regny akao aminao tsony. Reo mpagnano asa tanana isan-karazany de tsy hita akao aminao tsony. Tsisy feon'ny vato fikosem-bary ho regny tsony akeo aminao. \ No newline at end of file diff --git a/18/23.txt b/18/23.txt index 90b1b18..98de118 100644 --- a/18/23.txt +++ b/18/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao aminao tsony. Reo feon'ny mpampakatra de tsy ho regny akao aminao tsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary reo firenena de vôfitaka tamin'ny famosavinareo. Takao amin'azy no nahitana ny ràn'le mpaminagny, sy reo mpino, ary ny ràn'reo daôly ze vôvono takeo at-tany." \ No newline at end of file +\v 23 Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao aminao tsony. Reo feon'ny mpampakatra de tsy ho regny akao aminao tsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary reo firenena de vôfitaka tamin'ny famosavinareo. \v 24 Takao amin'azy no nahitana ny ràn'le mpaminagny, sy reo mpino, ary ny ràn'reo daôly ze vôvono takeo at-tany." \ No newline at end of file diff --git a/19/title.txt b/19/title.txt index f70d133..916a10a 100644 --- a/19/title.txt +++ b/19/title.txt @@ -1 +1 @@ -TOKO Faha 19 \ No newline at end of file +Toko faha 19 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 41ad0f8..2ac8ed5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -204,6 +204,10 @@ "18-09", "18-11", "18-14", + "18-15", + "18-18", + "18-21", + "18-23", "19-title", "19-01", "19-03",