plt-x-sihanaka_rev_text_reg/18/23.txt

1 line
338 B
Plaintext

\v 23 Ny fazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akao aminao tsony. Reo feon'ny mpampakatra de tsy ho regny akao aminao tsony, fa ny mpivarotrareo no andrian'ny tany, ary reo firenena de vôfitaka tamin'ny famosavinareo. \v 24 Takao amin'azy no nahitana ny ràn'le mpaminagny, sy reo mpino, ary ny ràn'reo daôly ze vôvono takeo at-tany."