Tue Jun 09 2020 12:28:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:28:23 +03:00
parent 99827fa545
commit 922c561e12
8 changed files with 13 additions and 6 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany.
\c 10 \v 1 Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. \v 2 Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 4 Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany."
\v 3 Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. \v 4 Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany."

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Izy nifagneky tam'le raika ze velona mandrakizay doria, ze namorona ny lagnitra sy ze daôly agnatin'zany, ny tany sy ze ra daôly akao agnatin'zany, ary ny ranomasina sy ze ra daôly agnatin'zany, ary le anjely nitare hoe: "Tsisy fandiniasana tsony. Fa amin'ny andro raika rafa maneno ny tropetran'ny anjely fafito de ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra, salan'ny nagnambarany tam'reo mpaminagny mpanompony."
\v 5 Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. \v 6 Izy nifagneky tam'le raika ze velona mandrakizay doria, ze namorona ny lagnitra sy ze daôly agnatin'zany, ny tany sy ze ra daôly akao agnatin'zany, ary ny ranomasina sy ze ra daôly agnatin'zany, ary le anjely nitare hoe: "Tsisy fandiniasana tsony. \v 7 Fa amin'ny andro raika rafa maneno ny tropetran'ny anjely fafito de ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra, salan'ny nagnambarany tam'reo mpaminagny mpanompony."

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 \v 9 Le feo ze regniko avy aigny an-dagnitra niteny taminà ndre hoe: "Mandiana, alao le horonan-taratasy mivelatra ze aigny an-tagnan'le anjely mitsangana akeo ambony ranomasina sy ambonin'ny tany."Avy akeo de lasana nankaigny am'le anjely za ary nitare tamin'azy mbô hagnome anà le horonan-taratasy kely. Ozy taminà: "Raiso ny horonan-taratasy ary hoano zany. Hampangidy ny akao an-kibonao zany, fa akao am-bavanao de ho mamy salan'ny tintely zany."
\v 8 Le feo ze regniko avy aigny an-dagnitra niteny taminà ndre hoe: "Mandiana, alao le horonan-taratasy mivelatra ze aigny an-tagnan'le anjely mitsangana akeo ambony ranomasina sy ambonin'ny tany." \v 9 Avy akeo de lasana nankaigny am'le anjely za ary nitare tamin'azy mbô hagnome anà le horonan-taratasy kely. Ozy taminà: "Raiso ny horonan-taratasy ary hoano zany. Hampangidy ny akao an-kibonao zany, fa akao am-bavanao de ho mamy salan'ny tintely zany."

View File

@ -1 +1 @@
\v 10 \v 11 Nalaiko tamin'ny tagnan'le anjely le horonan-taratasy kely ary nohaniko zany. Mamy salan'ny tintely takao am-bavako zany, fa tafaran'ny ninanako an'azy, de lasana nangidy ny takao an-kiboko. Avy akeo nisy ôla raika nitare taminà hoe: "Tsy maintsy maminagny ndre anao momban'reo ôla maro, reo firenena, reo fiteny, ary reo mpanjaka."
\v 10 Nalaiko tamin'ny tagnan'le anjely le horonan-taratasy kely ary nohaniko zany. Mamy salan'ny tintely takao am-bavako zany, fa tafaran'ny ninanako an'azy, de lasana nangidy ny takao an-kiboko. \v 11 Avy akeo nisy ôla raika nitare taminà hoe: "Tsy maintsy maminagny ndre anao momban'reo ôla maro, reo firenena, reo fiteny, ary reo mpanjaka."

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 10

View File

@ -1 +1 @@
TOKO Faha 11
Toko faha 11

View File

@ -122,6 +122,12 @@
"09-16",
"09-18",
"09-20",
"10-title",
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-08",
"10-10",
"11-title",
"11-01",
"11-03",