From 922c561e125ed59b8333ccbf89f1b5cd2191bbf1 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 12:28:23 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 12:28:22 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 10/01.txt | 2 +- 10/03.txt | 2 +- 10/05.txt | 2 +- 10/08.txt | 2 +- 10/10.txt | 2 +- 10/title.txt | 1 + 11/title.txt | 2 +- manifest.json | 6 ++++++ 8 files changed, 13 insertions(+), 6 deletions(-) create mode 100644 10/title.txt diff --git a/10/01.txt b/10/01.txt index b722ab0..cc9e1b1 100644 --- a/10/01.txt +++ b/10/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany. \ No newline at end of file +\c 10 \v 1 Avy takeo za de natazagna anjely mahery hafa kô nidina avy an-dagnitra. Takao agnaty rondro izy, ary nisy fangala baragna takeo ambonin'ny lôhany. Ny tareny de ôtran'ny masandro ary ny tongony de salan'ny andry afo. \v 2 Mitàna horognan-taratasy kely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony ankavanana amin'ny ranomasina ary ny tongony ankavia amin'ny tany. \ No newline at end of file diff --git a/10/03.txt b/10/03.txt index af00eb0..98cafbd 100644 --- a/10/03.txt +++ b/10/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany." \ No newline at end of file +\v 3 Avy akeo izy de nihaika tamin'ny feo mafy salan'ny fitreron'ny liona. Rafa nihaika izy, de nikotroka mafy tamin'ny feony ny kotroka fito. \v 4 Rafa nikotroka ny kotroka fito, de takeo andalam-pagnoratana za, fa naregny feo avy taigny an-dagnitra za nitare hoe: "Tano ny tsiambaratelo ze nolazain'ny kotroka fito. Aza soratana zany." \ No newline at end of file diff --git a/10/05.txt b/10/05.txt index cc821e9..0e2f360 100644 --- a/10/05.txt +++ b/10/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 \v 7 Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. Izy nifagneky tam'le raika ze velona mandrakizay doria, ze namorona ny lagnitra sy ze daôly agnatin'zany, ny tany sy ze ra daôly akao agnatin'zany, ary ny ranomasina sy ze ra daôly agnatin'zany, ary le anjely nitare hoe: "Tsisy fandiniasana tsony. Fa amin'ny andro raika rafa maneno ny tropetran'ny anjely fafito de ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra, salan'ny nagnambarany tam'reo mpaminagny mpanompony." \ No newline at end of file +\v 5 Avy akeo le anjely hitako nitsangana takeo ambony ranomasina sy takeo amin'ny tany, nanandratra ny tagnany ankavanana taigny an-dagnitra. \v 6 Izy nifagneky tam'le raika ze velona mandrakizay doria, ze namorona ny lagnitra sy ze daôly agnatin'zany, ny tany sy ze ra daôly akao agnatin'zany, ary ny ranomasina sy ze ra daôly agnatin'zany, ary le anjely nitare hoe: "Tsisy fandiniasana tsony. \v 7 Fa amin'ny andro raika rafa maneno ny tropetran'ny anjely fafito de ho tanteraka ny misterin'Andriamanitra, salan'ny nagnambarany tam'reo mpaminagny mpanompony." \ No newline at end of file diff --git a/10/08.txt b/10/08.txt index 2434f3a..d8b5f0d 100644 --- a/10/08.txt +++ b/10/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 Le feo ze regniko avy aigny an-dagnitra niteny taminà ndre hoe: "Mandiana, alao le horonan-taratasy mivelatra ze aigny an-tagnan'le anjely mitsangana akeo ambony ranomasina sy ambonin'ny tany."Avy akeo de lasana nankaigny am'le anjely za ary nitare tamin'azy mbô hagnome anà le horonan-taratasy kely. Ozy taminà: "Raiso ny horonan-taratasy ary hoano zany. Hampangidy ny akao an-kibonao zany, fa akao am-bavanao de ho mamy salan'ny tintely zany." \ No newline at end of file +\v 8 Le feo ze regniko avy aigny an-dagnitra niteny taminà ndre hoe: "Mandiana, alao le horonan-taratasy mivelatra ze aigny an-tagnan'le anjely mitsangana akeo ambony ranomasina sy ambonin'ny tany." \v 9 Avy akeo de lasana nankaigny am'le anjely za ary nitare tamin'azy mbô hagnome anà le horonan-taratasy kely. Ozy taminà: "Raiso ny horonan-taratasy ary hoano zany. Hampangidy ny akao an-kibonao zany, fa akao am-bavanao de ho mamy salan'ny tintely zany." \ No newline at end of file diff --git a/10/10.txt b/10/10.txt index 7e13219..17dafdc 100644 --- a/10/10.txt +++ b/10/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Nalaiko tamin'ny tagnan'le anjely le horonan-taratasy kely ary nohaniko zany. Mamy salan'ny tintely takao am-bavako zany, fa tafaran'ny ninanako an'azy, de lasana nangidy ny takao an-kiboko. Avy akeo nisy ôla raika nitare taminà hoe: "Tsy maintsy maminagny ndre anao momban'reo ôla maro, reo firenena, reo fiteny, ary reo mpanjaka." \ No newline at end of file +\v 10 Nalaiko tamin'ny tagnan'le anjely le horonan-taratasy kely ary nohaniko zany. Mamy salan'ny tintely takao am-bavako zany, fa tafaran'ny ninanako an'azy, de lasana nangidy ny takao an-kiboko. \v 11 Avy akeo nisy ôla raika nitare taminà hoe: "Tsy maintsy maminagny ndre anao momban'reo ôla maro, reo firenena, reo fiteny, ary reo mpanjaka." \ No newline at end of file diff --git a/10/title.txt b/10/title.txt new file mode 100644 index 0000000..11e7d20 --- /dev/null +++ b/10/title.txt @@ -0,0 +1 @@ +Toko faha 10 \ No newline at end of file diff --git a/11/title.txt b/11/title.txt index 753960b..85e81e8 100644 --- a/11/title.txt +++ b/11/title.txt @@ -1 +1 @@ -TOKO Faha 11 \ No newline at end of file +Toko faha 11 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 3e8e01c..1a5f65c 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -122,6 +122,12 @@ "09-16", "09-18", "09-20", + "10-title", + "10-01", + "10-03", + "10-05", + "10-08", + "10-10", "11-title", "11-01", "11-03",