plt-x-sihanaka_rev_text_reg/10/08.txt

1 line
460 B
Plaintext

\v 8 Le feo ze regniko avy aigny an-dagnitra niteny taminà ndre hoe: "Mandiana, alao le horonan-taratasy mivelatra ze aigny an-tagnan'le anjely mitsangana akeo ambony ranomasina sy ambonin'ny tany." \v 9 Avy akeo de lasana nankaigny am'le anjely za ary nitare tamin'azy mbô hagnome anà le horonan-taratasy kely. Ozy taminà: "Raiso ny horonan-taratasy ary hoano zany. Hampangidy ny akao an-kibonao zany, fa akao am-bavanao de ho mamy salan'ny tintely zany."