Tue Jun 09 2020 12:48:23 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-09 12:48:23 +03:00
parent cf61d5e083
commit 80b3d5660f
8 changed files with 13 additions and 7 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\c 20 \v 1 \v 2 \v 3 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsita noanoa izy, nidiny zany ary naseny tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena betsaka tsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy.
\c 20 \v 1 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. \v 2 Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. \v 3 Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsita noanoa izy, nidiny zany ary naseny tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena betsaka tsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy.

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Ny ambin'reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan'zany de tsy managn-kery ny fafatesana faharôy. Zareo de ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritran'ny arivo taona.
\v 5 Ny ambin'reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. \v 6 Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan'zany de tsy managn-kery ny fafatesana faharôy. Zareo de ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritran'ny arivo taona.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Rafa tapitra ny arivo taona, de hovahana akao amin'ny tragnomaizigny Satana. Hivôka izy mbô hamitaka ny firenena betsaka aigny amin'ny vazan-tany efatra - Goga sy Magoga - mbô hitondra an-jareo miaraka ho aigny amin'ny ady. Zareo de ho betsaka salan'ny fasiky ny ragnomasina.
\v 7 Rafa tapitra ny arivo taona, de hovahana akao amin'ny tragnomaizigny Satana. \v 8 Hivôka izy mbô hamitaka ny firenena betsaka aigny amin'ny vazan-tany efatra - Goga sy Magoga - mbô hitondra an-jareo miaraka ho aigny amin'ny ady. Zareo de ho betsaka salan'ny fasiky ny ragnomasina.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. Ny devoly, ze namitaka an-jareo, de natsipy takao amin'ny farihy afo solifara, tôrana ze hanipazana ny bibide sy ny mpaminagny sandoka. Ary ho ampijalena andro amagn'alina mandrakizay ary mandrakizay zareo.
\v 9 Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. \v 10 Ny devoly, ze namitaka an-jareo, de natsipy takao amin'ny farihy afo solifara, tôrana ze hanipazana ny bibide sy ny mpaminagny sandoka. Ary ho ampijalena andro amagn'alina mandrakizay ary mandrakizay zareo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nitsangana takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary navelatra - Ny Bokin'ny Fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am'reo boky, araka reo asany.
\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nitsangana takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary navelatra - Ny Bokin'ny Fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am'reo boky, araka reo asany.

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 \v 14 \v 15 Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faharôy - de ny farihy afo. Raha misy agnarana tsita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo.
\v 13 Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. \v 14 Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faharôy - de ny farihy afo. \v 15 Raha misy agnarana tsita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo.

View File

@ -1 +1 @@
TOKO 20
Toko faha 20

View File

@ -221,6 +221,12 @@
"19-19",
"19-21",
"20-title",
"20-01",
"20-04",
"20-05",
"20-07",
"20-09",
"20-11",
"21-title",
"21-01",
"21-03",