From 80b3d5660fe0c2aba10c8cad61297f87f2bbfcb4 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Tue, 9 Jun 2020 12:48:23 +0300 Subject: [PATCH] Tue Jun 09 2020 12:48:23 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 20/01.txt | 2 +- 20/05.txt | 2 +- 20/07.txt | 2 +- 20/09.txt | 2 +- 20/11.txt | 2 +- 20/13.txt | 2 +- 20/title.txt | 2 +- manifest.json | 6 ++++++ 8 files changed, 13 insertions(+), 7 deletions(-) diff --git a/20/01.txt b/20/01.txt index 529dade..85beb98 100644 --- a/20/01.txt +++ b/20/01.txt @@ -1 +1 @@ -\c 20 \v 1 \v 2 \v 3 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsita noanoa izy, nidiny zany ary naseny tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena betsaka tsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy. \ No newline at end of file +\c 20 \v 1 Ary natazagna anjely nidigna avy taigny an-dagnitra za. Nanagna ny lakilen'ny lavaka tsita noanoa izy, ary nanagna rojo vy gedabe taigny an-tagnany. \v 2 Nisambotra an'le dragona izy, ny megnarana talô, le devoly, na satana, ary nofatorany arivo taona. \v 3 Natsipiny taigny amin'ny lavaka tsita noanoa izy, nidiny zany ary naseny tombo-kase takeo amin'azy. Natao zany mbô tsy hamitahany ny firenena betsaka tsony mandra-patapitry ny arivo taona. Afaran'zany, de tsy maintsy havotsotra fotôna kelikely izy. \ No newline at end of file diff --git a/20/05.txt b/20/05.txt index b7a3185..7ec3efd 100644 --- a/20/05.txt +++ b/20/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Ny ambin'reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan'zany de tsy managn-kery ny fafatesana faharôy. Zareo de ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritran'ny arivo taona. \ No newline at end of file +\v 5 Ny ambin'reo maty de tsy velona mandra-patapitry ny arivo taona. Zany no fitsanganana vôlôny. \v 6 Sambatra ary masina ze ôla managna anjara amin'ny fitsanganana vôlôny! Eo agnatrehan'zany de tsy managn-kery ny fafatesana faharôy. Zareo de ho mpisorona an'Andriamanitra sy Kristy ary hanjaka miaraka amin'Azy mandritran'ny arivo taona. \ No newline at end of file diff --git a/20/07.txt b/20/07.txt index 02b518b..67d6ebc 100644 --- a/20/07.txt +++ b/20/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Rafa tapitra ny arivo taona, de hovahana akao amin'ny tragnomaizigny Satana. Hivôka izy mbô hamitaka ny firenena betsaka aigny amin'ny vazan-tany efatra - Goga sy Magoga - mbô hitondra an-jareo miaraka ho aigny amin'ny ady. Zareo de ho betsaka salan'ny fasiky ny ragnomasina. \ No newline at end of file +\v 7 Rafa tapitra ny arivo taona, de hovahana akao amin'ny tragnomaizigny Satana. \v 8 Hivôka izy mbô hamitaka ny firenena betsaka aigny amin'ny vazan-tany efatra - Goga sy Magoga - mbô hitondra an-jareo miaraka ho aigny amin'ny ady. Zareo de ho betsaka salan'ny fasiky ny ragnomasina. \ No newline at end of file diff --git a/20/09.txt b/20/09.txt index a552bc6..04384bb 100644 --- a/20/09.txt +++ b/20/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. Ny devoly, ze namitaka an-jareo, de natsipy takao amin'ny farihy afo solifara, tôrana ze hanipazana ny bibide sy ny mpaminagny sandoka. Ary ho ampijalena andro amagn'alina mandrakizay ary mandrakizay zareo. \ No newline at end of file +\v 9 Niakatra takeo agnambon'ny tany lemaka zareo ary nagnodidigna ny tobin'reo mpino, le tanàna malala. Nefa nisy afo nidigna avy taigny an-dagnitra ary nandripaka an-jareo. \v 10 Ny devoly, ze namitaka an-jareo, de natsipy takao amin'ny farihy afo solifara, tôrana ze hanipazana ny bibide sy ny mpaminagny sandoka. Ary ho ampijalena andro amagn'alina mandrakizay ary mandrakizay zareo. \ No newline at end of file diff --git a/20/11.txt b/20/11.txt index ba6188a..00ec99a 100644 --- a/20/11.txt +++ b/20/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nitsangana takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary navelatra - Ny Bokin'ny Fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am'reo boky, araka reo asany. \ No newline at end of file +\v 11 Ary natazagna seza fendrianana fotsy gedabe za sy le nipetraka takeo agnambony. Ny tany sy ny lagnitra de nilefa ny fagnatrehany, kanefa tsisy tôrana andianan-jareo. \v 12 Natazagna ny maty za - ny geda ary ny kely - nitsangana takeo agnolôn'ny seza fendrianana, ary navelatra - Ny Bokin'ny Fiaignana. Ny maty de notsaraina araka ze vôsoratra takao am'reo boky, araka reo asany. \ No newline at end of file diff --git a/20/13.txt b/20/13.txt index beeb848..edba24f 100644 --- a/20/13.txt +++ b/20/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faharôy - de ny farihy afo. Raha misy agnarana tsita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo. \ No newline at end of file +\v 13 Ny Ragnomasina namôka ny maty ze takao agnatiny. Ny fafatesana sy reo fiaignan-tsita de namôka ny maty ze takao amin-jareo, ary ny maty de notsaraina araka ny ra nataony. \v 14 Ny fafatesana sy ny fiaignan-tsita de natsipy takao amin'ny farihy afo. Zany no fafatesana faharôy - de ny farihy afo. \v 15 Raha misy agnarana tsita vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Fiaignana, de natsipy takao amin'ny farihy afo. \ No newline at end of file diff --git a/20/title.txt b/20/title.txt index 30c4aa0..c7ce6ce 100644 --- a/20/title.txt +++ b/20/title.txt @@ -1 +1 @@ -TOKO 20 \ No newline at end of file +Toko faha 20 \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 2ac8ed5..9b2acb8 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -221,6 +221,12 @@ "19-19", "19-21", "20-title", + "20-01", + "20-04", + "20-05", + "20-07", + "20-09", + "20-11", "21-title", "21-01", "21-03",