auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-23 19:25:26 +03:00 committed by root
parent b70f47c265
commit 4523a554ce
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de
Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry rahala.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Noho zany, na de managna fasahina daôly akao amin'i Kristy aza za handidy an'nao mbô hagnano ze tokony hataoao, nea nohon'ny fitiavana, de miantso an'nao kosa za - za, Paoly, leila antitra, ary am'zao fotôna zao de gadra ho an'i Jesosy Kristy.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako On