diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index b15984f..ac4857f 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de \ No newline at end of file +Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry rahala. \ No newline at end of file diff --git a/01/08.txt b/01/08.txt new file mode 100644 index 0000000..5c07abd --- /dev/null +++ b/01/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +Noho zany, na de managna fasahina daôly akao amin'i Kristy aza za handidy an'nao mbô hagnano ze tokony hataoao, nea nohon'ny fitiavana, de miantso an'nao kosa za - za, Paoly, leila antitra, ary am'zao fotôna zao de gadra ho an'i Jesosy Kristy. \ No newline at end of file diff --git a/01/10.txt b/01/10.txt new file mode 100644 index 0000000..bd065c9 --- /dev/null +++ b/01/10.txt @@ -0,0 +1 @@ +Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako On \ No newline at end of file