auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-23 19:25:26 +03:00 committed by root
parent 5cb1a67a52
commit b70f47c265
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am
Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de