Sat Jun 06 2020 15:33:42 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 15:33:42 +03:00
commit 3b175c08a0
10 changed files with 22 additions and 1 deletions

1
01/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 Paoly, vôgadra an'i Jesosy Kristy, sy ny rahala Timoty ho an'i Filemona, namana malalanay sy mpiara-miasa aminay, ary ho an'i Apia anabavinay, sy Arikipo miaramila namanay, ary ho an'ny fiangonana ze miangona akao an-dragnonao. Ho aminareo anie ny fahasoavana sy fiadanana avy amin'Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompo.

1
01/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Misaotra an'Andriamanitra hatrainy za. Manognona an'nao za amin'ny fivavahako. Efa nareigny ny amin'ny fitiavana sy ny finoana ze anananao akao am' Jesosy Tompo ary ho an'reo mpino daôly za. Mivavaka za mbô hatonga ny fiombonana amin'ny finoanao hahomby amin'ny falalana ny ra tsara daôly ze eo amitsika akao amin'i Kristy. Fa nanagna fifaliagna sy fiononana gedabe za nohon'ny fitiavanao, satria ny finoan'reo mpino de novelombelomina tamin'ny alalanao, ry rahala.

1
01/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 \v 9 Noho zany, na de managna fasahina daôly akao amin'i Kristy aza za handidy an'nao mbô hagnano ze tokony hataoao, nea nohon'ny fitiavana, de miantso an'nao kosa za - za, Paoly, leila antitra, ary am'zao fotôna zao de gadra ho an'i Jesosy Kristy.

1
01/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako Onesimosy, ze naterako tamin'ny fatorako. Fa izy de tsy mahasoa an'nao takeo aloha, fa am'zao fotôna zao izy de mahasoa an'nao sy za. Nalefako niverigna ho aigny aminao izy, izy le teko tokôtra. Magniry ny hahita an'azy miaraka aminà za, mbô afahany manompo anà ho an'nao, raha mbôla vôfatotra nohon'ny filazantsara za.

1
01/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 \v 15 \v 16 Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekena anà. Tsy teko an-kaneriterena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo. Angamba noho zany nnoo nisarahany taminao nandritra ny fotôna fohy, mbô hanagnanao an'azy mandrakizay. Tsy ho andevo fôgna izy, fa tsara mihôtra nohon'ny andevo, de rahala malala. Izy no malala ndrindra aminà, ary mihôtra lavitra ho an'nao, na akao amin'ny nofo na akao amin'ny Tompo.

1
01/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 \v 20 Ka raha managna anà ho mpiara-miasa anao, de raiso sala anà izy. Raha magnano ny tsy manjary izy na mitrosa na ino na ino aminao, de ataovo ho anà zany. Za, Paoly, manoratra zao amin'ny tagnako: Za no hagefa aminao. Tsy milaza aminao hoe mitrosa ny tegnanao aminà anao. Yôny, ry rahala, ataovo mahazo tombony akao amin'ny Tompo za; ameo fitsaharana ny foko akao amin'i Kristy.

1
01/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 \v 22 Ny toky momba ny fanekesanao, no soratako ho an'nao. Haiko fa hagnano mihôtra noho ze angatahako anao. Mandritra zany fotôgna zany iany, omano ho anà ny efitra fandraisam-bahiny, fa magnantena za fa amin'ny alalan'ny vavakao de hiverina aminao ndraika za.

1
01/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 \v 24 \v 25 Epafra, namako mpiara-migadra akao amin'i Jesosy Kristy, magnano veloma an'nao. Salan'zany kô Marka, Aristarko, Demasy ary Lioka, mpiara-miasa aminà. Ho amin'ny fanahinareo anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompotsika. Amena

View File

@ -1,3 +1,4 @@
<<<<<<< HEAD
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -25,3 +26,10 @@ The licensor cannot revoke these freedoms as long as you follow the license term
You do not have to comply with the license for elements of the material in the public domain or where your use is permitted by an applicable exception or limitation.
No warranties are given. The license may not give you all of the permissions necessary for your intended use. For example, other rights such as publicity, privacy, or moral rights may limit how you use the material.
=======
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
If you would like to notify unfoldingWord regarding your translation of this work, please contact us at [https://unfoldingword.org/contact/](https://unfoldingword.org/contact/).
>>>>>>> 74c1f60195342724b2301292fbbea56338f19130

View File

@ -25,7 +25,8 @@
"id": "reg"
},
"translators": [
"PLT-MAD010"
"PLT-MAD010",
"MAD012"
],
"source_translations": [
{
@ -35,5 +36,9 @@
"date_modified": 20181101,
"version": "7.1"
}
],
"finished_chunks": [
"front-title",
"01-title"
]
}