plt-x-sihanaka_phm_text_reg/01/10.txt

1 line
388 B
Plaintext

\v 10 \v 11 \v 12 \v 13 Mangataka an'nao za ny amin'ny zanako Onesimosy, ze naterako tamin'ny fatorako. Fa izy de tsy mahasoa an'nao takeo aloha, fa am'zao fotôna zao izy de mahasoa an'nao sy za. Nalefako niverigna ho aigny aminao izy, izy le teko tokôtra. Magniry ny hahita an'azy miaraka aminà za, mbô afahany manompo anà ho an'nao, raha mbôla vôfatotra nohon'ny filazantsara za.