plt-x-sihanaka_phm_text_reg/01/14.txt

1 line
431 B
Plaintext

\v 14 \v 15 \v 16 Nefa tsy te hagnano na ino na ino raha tsisy ny fanekena anà. Tsy teko an-kaneriterena ny asa soa ataonao fa an-tsitrapo. Angamba noho zany nnoo nisarahany taminao nandritra ny fotôna fohy, mbô hanagnanao an'azy mandrakizay. Tsy ho andevo fôgna izy, fa tsara mihôtra nohon'ny andevo, de rahala malala. Izy no malala ndrindra aminà, ary mihôtra lavitra ho an'nao, na akao amin'ny nofo na akao amin'ny Tompo.