auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 09:05:08 +08:00 committed by root
parent 4aa5a37f48
commit 8ec328b1a5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao arian'ny Fanomanagna, de niara-nitarongona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorona sy reo Fariseo. \v 63Hoy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbôla velogna iny mpamitaka iny, de ozy Izy hoe: "Arianan'ny telo andro, de hitsangana ndray Za." \v 64Ka no zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianany mety ho avy ary hangalatra an'Azy de hiteny amin'ny ôla hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny vôlôny."
\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao afaran'ny fanomanagna, de niara-nitarongona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorogna sy reo Fariseo. \v 63Ozy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbola velogna iny mpamitaka iny, de ozy Izy hoe: "Afaran'ny telo andro, de hitsangana ndray Za." \v 64Ka no zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianagny mety ho avy ary hangalatra an'Azy de hiteny amin'ny ôla hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny vôlôny."