diff --git a/27/62.txt b/27/62.txt index 413a7e6a..e25e6035 100644 --- a/27/62.txt +++ b/27/62.txt @@ -1 +1 @@ -\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao arian'ny Fanomanagna, de niara-nitarongona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorona sy reo Fariseo. \v 63Hoy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbôla velogna iny mpamitaka iny, de ozy Izy hoe: "Arianan'ny telo andro, de hitsangana ndray Za." \v 64Ka no zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianany mety ho avy ary hangalatra an'Azy de hiteny amin'ny ôla hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny vôlôny." \ No newline at end of file +\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao afaran'ny fanomanagna, de niara-nitarongona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorogna sy reo Fariseo. \v 63Ozy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbola velogna iny mpamitaka iny, de ozy Izy hoe: "Afaran'ny telo andro, de hitsangana ndray Za." \v 64Ka no zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianagny mety ho avy ary hangalatra an'Azy de hiteny amin'ny ôla hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny vôlôny." \ No newline at end of file