plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/62.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 62 Ny andro manaraka, ze andro akao afaran'ny fanomanagna, de niara-nitarongona tamin'i Pilato reo leiben'ny mpisorogna sy reo Fariseo. \v 63Ozy zareo hoe: "Tompoko, tadidinay fa tamin'ny mbola velogna iny mpamitaka iny, de ozy Izy hoe: "Afaran'ny telo andro, de hitsangana ndray Za." \v 64Ka no zany, mandidia mba ho ambesana ny fasagna hatramin'ny andro fatelo, raha tsy zany reo mpianagny mety ho avy ary hangalatra an'Azy de hiteny amin'ny ôla hoe: "Nitsangana tamin'ny maty Izy", ary ny fitaka farany de ho ratsy nony le tamin'ny vôlôny."