auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-05 14:11:07 +08:00 committed by root
parent cde587fb24
commit 8250cd4c5a
4 changed files with 4 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namoka an'iny zay Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely otrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindra avy aketi maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao Fanamarihana: Ny dikan-teny taloa tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21 "Fa ity karazagna demenia ity de mivoka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina
\v 19 \v 20 \v 21 De nagnatona an'i Jesosy mangingina reo mpiantra ary nagnano hoe: "Magninona no tsy nahavita namoka an'iny zay Jesosy niteny an'jareo hoe: "Nony finoagna kelinareo Fa lazaiko marina aminareo, raha magnana finoagna na de kely otrany votsinampy aza nareo, de afaka miteny amin'ity tanety ity nareo hoe: "Mifindra avy aketi maketsy, de hifindra zany ary tsy hisy na ino na ino tsy ho hainareo atao Fanamarihana: Ny dikan-teny taloa tsara indrindra de tsy ahitana ny hoe v 21 "Fa ity karazagna demenia ity de mivoka raha tsy miaraka amin'ny vavaka sy fifadian-kanina

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nitoetra teigny Galilia zareo, de hoy Jesosy tamin'reo mpianany hoe: "Ny Zanak'Ola de hatolota akeo an-tanan'ny ola, ary zareo hamono Azy, ary ny andro fahatelo de hatasangana Izy" Lasa nalaelo tanteraka reo mpianatra
\v 22 \v 23 Rafa nitoetra teigny Galilia zareo, de hoy Jesosy tamin'reo mpianany hoe: "Ny Zanak'Ola de hatolota akeo an-tanan'ny ola, ary zareo hamono Azy, ary ny andro fahatelo de hatasangana Izy" Lasa nalaelo tanteraka reo mpianatra

1
27/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary rafa tonga ny maraigna, de nitetika hanotra an'i Jesosy mba hamono Azy reo lehiben'ny mpisora

View File

@ -1 +1 @@
TOKO FAHA 27
Toko faha 27